Litera h
Henterina: (hantitra) mt. ih. (hentero): Tapahina tarangana: Henterina ny tady. ?Vitaina tanteraka: Hohen terina…tohiny
Hentitra: Tapaka tsy misy romoromo mitazona azy intsony; enti-milaza teny hanambarana fahatapahan-kevitra tsy…tohiny
Hentohento: a.: Sentosento, tolokoloko, fahalelovana am-po (noho ny tsy maintsy anaovana asa an-tery). - t.i.f.:…tohiny
Hentohentoina: (hentohento) mt. ih. (hentohentoy): Isentosentoana. • Tom banana la-fo loatra.
tohiny
Hentona: a: Hazo fisaka mifantsika amin'ny andry telo tamin'ny trano teo aloha eo akaikin'ny tendrony mba hanakambanana…tohiny
Hentsina: p.t.: Voatohana tsy afadnivoaka ka mihandrona fa tsentsina; enti-milaza ny orona tsy avy miaina fa tampin'ny…tohiny
Heny: p.mt.: Mitovy amin'ilay efa eo, na isa na habe: Enina kilao io kisoa io tamin'ny novidiko, ary izao…tohiny
Heny: p.t.: Sahaza, mifanentana, tandrify, mifanandrify. ? h,o.: Mahazo mivady fa tsy mpihavana akaiky: Olon-tsy…tohiny
Heoka: Keokeoka ft.: Fofona na tsiro mamely ny tenda. i t.i.f.: Mangeoka, mangeokeoka, fangeokeoka.
tohiny
Herahera: ft.: Fangatahana andro lava. - t.i.f.: Heraheraina, aherahera, voaherahera, tafaherahera I manerahera,…tohiny
Heraheraina: (herahera) mt.ih. (heraherao): Ampiandrasina ela (enti-milaza trosa na vola tsy maintsy aloa).
tohiny
Herana: a: Karazan'ahitra vaventy sy mivela-dravina, miara-maniry amin'ny zozoro eny anaty rano na eny an-keniheny,…tohiny
Herandambo: a: Karazan-kerana (Cyperus).
tohiny