Litera h
Hendrena: (hendry) mt. ih. (hendreo): Tilina, tsikilovina, atao andry maso mba hahitana zavatra hamelezana a zy.…tohiny
Hendrohendro: Jer. Fendrofendro.
tohiny
Hendry: p. t.: Mahalala ny ataony, mahalala zavatra, kinga, mahita hevitra soa: Rakoto iza re no hanao kitoatoa…tohiny
Henemana: (enina) p.mt.: Mandritra ny enina andro: Nifady hanina henemana izy ka reraka 1 a: Halavam-potoa na…tohiny
Heni-kaja: feno voninahitra. / Manama haja: manolotra fankasitrahana, manotrona sy manao izay hahamendrika ny hafa…tohiny
Heniheny: a: Tany ihandronan' ny rano ka manjary honahona sy feno ahitra; tany lava volo tsy ialan-drano ka manjary…tohiny
Henika: p.t.: Feno: Henika ny sompitra. • ho.: Heniky ny hafaliana ny fonay. • Vonto, tanteraka: Heniky ny sira…tohiny
Henikenehina: (henikenika) ma ih. (henikeneho): Ikofokofohana foana, tsy misy antony.
tohiny
Henikenika: p. t.: Sahirana hatraiza hatraiza, mikofokofoka amin'ny tain on tain ona. i< t.i.f.: Henikenehina, ahenikenika…tohiny
Heningenina: a.: Jer. Heniheny.
tohiny
Heninkenenina: (heninkenina) mt. ih, (heninkeneno): Amboarina, alamina, ampirimina.
tohiny
Heninkenina: a: Raharaha madinika mahasahirana, ihodinkodinana eran'ny trano. - t.i.f: Voaheninkenina, tafaheninkenina…tohiny
Henjana: p. t.: Miridiridy mafy tsy milefitra: Henjana ny hatoko. ? Mafy, sarotra tanterahina: Henjana izany…tohiny
Henjanina: (henjana) mt.ih. (henjano): Atao henjana miridiridy mafy tsy milefitra: Henjano ny tady.
tohiny
Henjihenjena: (henjihenjy) mt. ih. (henjihenjeo): Enjehina, korododosina.
tohiny
Henjy: Henjihenjy a.: Fihazakazahana sy firioriovana ets? sy er?; fivezivezena amin'ny toerana maro; fandehanana…tohiny