Litera h
Hehy: a.: Tsiky mampiseho nify noho ny hafaliana, arahim-peo mafy tapatapaka, na milcarantsana. - F.-p.: Farahehy:…tohiny
Hehy: a.: Fihohazana ny tany hiparitaka, na fanelezana voan-javatra efa voangona. - t.i.f.: Hehezina, ahehy,…tohiny
Heja: ft.: Hatsaram-bika, fahajenitra. i Meja, maneja, fanejal anejana, fanejana / roiheja, fiheja 1 ihejana,…tohiny
Helatra: a: Hazavana mitsoriaka eny ana habakabaka amin'ny oram-baratra, tselatra. - t.i.f.: Manelatra, fanelatra,…tohiny
Helika: a.: Ny faritra lempona amin'ny foto-tsandry ao ambany. - t.i.f.: Hahelika 1 sakelika, - F-p.: Lava helika:…tohiny
Helina: a.: Fisehoana na fandalovana vetivety. - t.i.f•: Helenina, helenana, voahelina, tafahelina 1 mihelina,…tohiny
Helisy: (fr. hélice) a.: Vy roa rentsana izay ahodin'ny maotera eo amin'ny tratran'ny fiaramanidina ka mampandeha…tohiny
Helo: Helohelo (elo) a.: Zavatra miserantserana sy manakontakona avy eo ambony loha. - t.i.f.: Heloheloina,ahelohe-]o,…tohiny
Helo: (ang. hall) a.: Toerana any amin'ny ffainan-tsy hita inoan'ny mpivavaka kristianina ho fitoeran'ireo…tohiny
Helodrano: (heloka rano) a: Fivilian-drano izay toa iangonan'ny rano noho ny toerana tsy mahitsy.
tohiny
Heloheloina: (helohelo) mt.ih. (heloheloy): Toa andalovanjavatra miserantserana eo ambon loha.
tohiny
Helohina: (heloka) mt.ih. (helohy): Sazina araka ny didfmpitsarana: Nohelohina natao sesi-tany roapolo taona izy.…tohiny
Heloka: a.: Olikolika, fiolikolehana: Misy heloka betsaka ity renirano ity. ? Fandikana ny lalàn'ny Nahary na…tohiny
Helotrelona: a.: Jar. Helingeilna,
tohiny
Hematozoera: (fr. hématozoaire) a.: Karazana mikraoby bibikely mivelona ao anaty ran'ny olona voakaikitry ny moka…tohiny