Litera h
Hafainganina: (faingana) mt. ih (hafaingano): Atao tonga na vita haingana.
tohiny
Hafana: (fana) a.: Toetran'ny zavatra mafana: Arakaraka ny hafanan'ny andro no tokony hanaovana akanjo maiuana…tohiny
Hafanana: (fana) a.: Firehidrehitra, fangotrakotraka: Ny hafanan'ny afo no mahamasaka ny nahandro. •Fanevokevoka,…tohiny
Hafanana: tsy anerany. 1 Fahavorlam-bahoaka betsaka misy lanonana malaza. - t.i.f.: Mangetrika, mangetriketrika…tohiny
Hafarana: (hafatra) mt, ih. (hafaro): Omena raharaha, ampiandraiketina asa, anankinana zavatra: Nohafaran'i Neny…tohiny
Hafarana: ahafatra, voahafatra 1 manafatra, fanafatra, mpanafatra 1 anafarana, fanafarana 1 mahafatra i hafatrafatra.…tohiny
Hafatra: a.: Teny apetraka amin'olona iray mba hampitainy amin'ny olon-kafa iray: Lasa nitondra hafatra izy.…tohiny
Hafeno: Hafenoana, Fahafenoana (feno) a.: Toetran'ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin'ny moron'ny…tohiny
Hafina: (hafy) mt. ih. (hafio): Iaretana: Hafio ny hatsiaka, anaka,fa tsy manana afa-tsy ireo lamba ireo isika.…tohiny
Hafinaretana: Fahafinaretana (finaritra) a.: Hafaliana: A-kory ny hafinaretako namaky ny taratasinareo, ry Dada sy…tohiny
Hafiriana: p.mt,: Enti-manontany ny isan'ny andro naharetan'ny zavatra na asa iray: Hafiriana no nipetrahanareo…tohiny
Hafitoana: (fito) p.mt.: Mandritra ny fito andro: Naharitra hafitoana ilay orana tamin'ny tapa-bolana. ? a.: Halavam-potoana…tohiny
Hafohezana: (fohy) a: Toetran' ny zavatra fohy: Tsy afaka hiresaka be aho noho ny hafohezan'ny fotoana
tohiny
Hafohezina: (fohy) mt. ih, (hafohezo): Atao fohifohy kokoa, hakelezina ny halavany: Hafohezo araka izay azo a-tao…tohiny