Litera h
Havotsana: (votsa) a.: Toetran' ny olona votsa, miadam-panao zavatra, tsy kinga: Mahay ny asany tsara izy, fa ny…tohiny
Havozo: a.: Karazan-kazo mani-pofona. * Ohab.: Sakamalao sy havozo: samy mitondra ny hanitra ho azy: enti-milaza…tohiny
Havozona: (vozona) p.mt.: Hatreo amin'ny vozona ny halaliny. - F.-p.: Manao ranomaso havozona: mitomany be mangata-javatra…tohiny
Havy: Havihavy ft.: Fihantonana eny amin'ny habakabaka, fihevohevoana. - t.i.f.: Mihavy, fihavy, mpihavy /…tohiny
Hay: mt. ih: Azo, azo averina, fantatra (saingy ilazana indrindra zavatra ilana fianarana): Efa hainao va…tohiny
Hay: Tenim-piontanana: Enti-milaza fanontaniana: Hay! tonga sahady ianao! ? Entimilaza toa figagana noho…tohiny
Hay: ft.: Hafanana, firehetana na fahamaizana vokatry ny afo na ny masoandro, doro: Hain-trano, hain-tanety;…tohiny
Hay: a.: Fahaizana (teny miditra amin'ny famoronan-teny maromaro ka ny heviny hatrany dia hoe fahaizana,…tohiny
Haza: a.: Izay azo amin'ny fanenjehana na fisamborana biby dia na amin'ny fanjonoana: Inona avy ny haza nentinareo?…tohiny
Hazaina: (haza) mt.ih. (hazao): Samborinat Trandraka no nohazainay. • Karohina, tadiavina; enjehina: Nohazaina…tohiny
Hazakazahina: (hazakazaka) mt. ih. (hazakazaho): Aleha haingana, vonjena maika: Nohazakazahiko tany an-tsaha Rakoto…tohiny
Hazakazaka: a.: Fandehanana haingana, riotra: Nahazo Io-ka tamin'ny fifanalana hazakazaka izy. i Hazakazahina, ahazakazaka,voahazakazaka,tafahazakazaka…tohiny
hazalambo: Fikarohana hatraiza hatraiza ary amin'ny fomba rehetra sy tsy ananana indrafo ny olona na vondron'olona…tohiny
Hazana: a: Fananana kiry na hevitra itompoana; fahamainana mihoatra ny ilaina. - t.i.f,: Mazana 1 hazangazana.…tohiny
Hazangazana: (hazana) a.: Fahamninana (toy ny fahamainan'ny tany karankaina).
tohiny
Hazangazana: a.: Fitazanana ny lavidavitra fa tsy manatona; fijerena taratra na fitiliana hahafantarana izay miseho.…tohiny
Hazangazanina: (hazangazana) mt. ih. (hazangazano): Harangaranina, tsikilovina, tilina: Hazangazano eo am-baravarankely…tohiny