Litera h
Havaloana: (valo) p.mt.: Mandritra ny valo andro: Vitsy no maharitra tsy mihinana havaloana ~ a.: Halavam-potoana…tohiny
Havana: a: Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy…tohiny
Havanana: a.: Ny ila amin'ny 'Sena mifanohitra amin'ny havia izay hitsin'ny fo: Matanjaka ny havanana. / MisY…tohiny
Havangavana: a: (mandray ny hevitry ny teny roa mitovy hoe havana). Fanariana ny havana ory.
tohiny
Havangavanina: (havangavana) mt. ih. (havangavano): Aria-na, ahataka tsy ho havana.
tohiny
Havanina: f manavana, fanavana, mpanavana f havangavana J havangavanina f manavangavana, fanavangavana, mpanavangavana…tohiny
Havanina: (havana) mt. ih. (havano): Ifandraisana, ifankatiavana: Mora havanina io lehilahy io. 1 Tsikerakeraina,…tohiny
Havanja: a: Toerana fanangonana omby any an'efitra;tanin'ahitra fiandrasana omby; kijana. - t.i.f.: Falihavanja.…tohiny
Havatra: Havatravatra a: Fitsikofokofohana, fientanentanan'ny vatana manontolo, fihendratrendratana. i f.: Mihavatravatra,…tohiny
Havatsa: a: Fanaovana tomboka sarisary tsy azo vonoina amin'ny hoditry ny tarehy na ny vatan-tena (fandre matetika…tohiny
Haventesana: (vaventy) a: Halehibe, hangeza, hakadiry: Haven tesan' izay olona izany!
tohiny
Havia: a, sady p.t.: Amin'ny vatan'ny olombelona sy ny biby, ny ila izay andrenesana ny fitepon'ny fo ary izay…tohiny
Haviazina: (havia) mt. ih. (haviazo): Enti-milaza fiasana raisina amin'ny tanan-kavia avy ambony arY amin'ny tanan-kavanana…tohiny
Havingavina: a: Tsy firaharahana loatra eo am-panaovan-javatra, tsy firaikana amin'izay atao. 1 Havingavina, ahavingavina,…tohiny