Litera h
Hasondrianana: Fahasondrianana (sondriana) a.: Havarianana, harenohana.
tohiny
Hatahina: (hataka) mt. ih. (hataho): Asaina mihataka, atao mihataka: Hataho kely io zaza io sao pitihin'ny vato…tohiny
Hatahorana: Fahatahorana (tahotra) a.: Tahotra tsaroan' ny tena: Loza ny hatahorako tamin'ilay horohoron-tany halina…tohiny
Hataina: (taina) mt.ih. (hatao): Ampirehetina hatao kitay: Raha bozaka kely io no hatainao, tsy hahamasa-bary…tohiny
Hatairana: na Fahatairana (taitra) a.: Fihetseham-po mahita na mandre zavatra tampoka tsy nampoizina: Mifoha amim-pahatairana.…tohiny
Hataka: a.: Fiangaviana hahazoana zavatra iray avy amin' olona:'Izao no hataka ataoko aminao. 1 Vavaka sy faniriana…tohiny
Hataka: a.: Fisarahana na fanalavitana; fialana tsy hanakaiky; fitokantokanana tsy miaraka amin'ny hafa. - t.i.f.:…tohiny
Hatalanjonana: Fahatalanjonana (talanjona) a: Hagagana sy fahavarianana.
tohiny
Hatanjahana: na Fahatanjahana (tanjaka) a.: Toetra ananan' ny olona matanjaka;manana herim-batana (mitovy amin' ny…tohiny
Hatanjahina: (tanjaka) mt. ih. (hatanjaho): Atao tonga manan-kery kokoa, mahery fo kokoa: Tokony hohatanjahinao amin'ny…tohiny
Hatanorana: Fahatanorana (tanora) a: Ny fizaran'ny fiainan'ny olombelona, na ny biby koa aza, eo amin'ny fotoana…tohiny
Hatavezina: (tavy) mt. ih. (hatavezo): Atao tonga matavy, afahy: Hatavezo ireto kisoa ireto ambara-piveriko. ~ H.…tohiny
Hatavy: Hatavezana (tauy) a.: Toetran'ny olona na biby matavy, botrefona; habotrefona: Tsy afa-mandeha intsony…tohiny
Hateloana: (telo) p.mt.: Mandritra ny telo andro: Niasa hateloana izy dia niala. ? a.: Halavam-potoana tala andro:…tohiny
Hatenda: (tenda) p.mt.: Hatreo amin'ny tenda ny halaliny na ny haavony. a F.-p.: Kobaka am-bava volana hatenda:…tohiny
Hatevenina: na Hatevezina (te-vina) mt, ih, (hateveno, hatevezo): Atao matevintevina kokoa: Hateveno ny lalotra…tohiny