Litera h
Harihary: a.: Fisehoana tsara manontolo tsy misy miafina. i Aharihary, voaharihary, tafaharihary 1 miharihary,fihariharY,…tohiny
Harihina: (harika) mt, ih. (hariho): Jerena misompirana am-pahasosorana: Aza harihinao toy izao aho fa tsy naninona…tohiny
Harihitra: Faharihitra (rihitra) a.: Toetran'ny zavatra marihitra: Raha tianao hitombo ny harihitry ny feta, atao…tohiny
Harika: a.: Fijerena misompirana amim-pahasosorana na tsy fitiavana, fijerena manao maso mitsivatana mba ho…tohiny
Haringarina: a.: Rikarikan-taolana. • H.o.: Hahiazana mifezafeza.
tohiny
Harisihana: Faharisihana (rial-ka) a.: Fahazotoana hanao zavatra, hafinaretana handray anjara amin'ny zavatra iray.…tohiny
Hariva: a.: Ny tapak'andro ihilanan'ny masoandro miankandrefana: Amin'ny dimy hariva. / Ny hariva no fahanteran'ny…tohiny
Harivaina: (hariva) mt, ih. (harivao): Tazonina ela, atao ela, hatramin'ny hariva: Noharivainy aho omaly.
tohiny
Haro: a.: Famadibadihana zavatra mba hifangaroan'ny ao anatfny tsara. ? Fanaovana izay hampikambana ka hampiray…tohiny
Haroana: (haro) mt. pdr. (haroy): Aslana (zavatra) hikambana aminy: Haroana voatabia ny hena mba hatsiro.
tohiny
Harofana: (haroka) mt. ih, (harofy): Alaina, halorina ao anaty lavaka, hadina ao anaty tany: Noharofan'ny saka…tohiny
Haroina: (haro) mt.ih. (haroy): Avadibadika mba hifangaro tsara: Haroy matetika ity vary mihahN ity.
tohiny
Haroka: a.: Fakana zavatra any anaty lavaka na rano. 1 H.o, : Fangaronana mba hahalalana izay afenin'ny sasany.…tohiny
Harokorokoana: Faharokorokoana (rokoroko) a.: Ny haraoraon-javatra, hasaosao.
tohiny