Litera h
Harata: (Ski) a.: Soratr'omby mainty na mena fotsy loha misy pentina iray na roa eo amin'ny handriny.
tohiny
Haratan-daletsa: (Ski) p.t.: Sa-hala amin'ny harata, saingy maro ny pentina amin'ny handriny.
tohiny
Harato: Tady na tariby voatenona makarakara sy misy masomasony atao fakana hazandrano Haratoina, haratoana,…tohiny
Haratra: a.: Hazo lava mampitohy ny tapenaka roa eo antenatenany ambony kely (haratra ambony) ary eo ambany (haratra…tohiny
Haratra: a.: Fanakakasana ny volo amin'ny hareza na amin'ny lelan'antsy maranitra. - t.i.f.: Haratana, harasana,…tohiny
Haratsahana: (haratsaka) mt. ih, (haratsaho): Tapahina ny romoromo aminy, rantsanana.
tohiny
Haratsaka: a.: Fanintsanana amin'ny antsy ny romoromon'ny tahom-bary jinjaina; fandrantsanana ny hazo maniry natao…tohiny
Haratsiana: (ratsy) a.: Toetran' ny olona na zavatra ratsy, na ara-batana izany na ara-panahy: Haratsian-tarehy.…tohiny
Haratsina: (ratsy) mt. ih. (haratsio): Atao tonga ratsiratsy kokoa: Efa nodiditra ihany i Koto taloha, fa uao mainka…tohiny
Harefo: a.: Karazan'ahitra tsoatokana lava sady poaka aty ny tahonY, manirY eny amie' ny hotsaka ohatra ny zozo-ro,…tohiny
Harena: (hary) a.: Vola na zavatra ananana betsaka, voka try ny asa natao; ny noharina. ? F.-p.: Ha rem-belo…tohiny
Harendrina: a: Afo arehitra amin'ny bozaka voafatotra amin'ny hazo lavalava, na fanilo entina mandehandeha manodidina…tohiny
Harendrina: a: Karazana bibikely, manjelanjelatra rehefa manidina amin'ny alma, angamenavava. -
tohiny