Litera h
Harakaraka: a.: Karazam-borona.
tohiny
Haran-tratra: a.: Anarana omena ny fitambaran'ny taolana mamefy ny fo sy ny havokavoka, dia ny taolan-tratra, ny taolan-tehezana…tohiny
Harana: ft.: Fitadiavana, fikarohana sy fihazana. * t.i,f,: Haranina lmiharana, fiharana 1 iharanana, fiharanana.…tohiny
Haranana: a.: Paosy faharoa (manarakaraka ny takoribabo) amin'ny vavonim-borona, izay misy vatokely madinika be…tohiny
Harangarana: a: Fitsikilovana, fizahana taratra, fijerena miafina, izany hoe mahita nefa tsy hita * t.i.f.: Harangaranina,…tohiny
Harangaranina: (harangaranina) mt. ih. (harangarano): Jerena amin'ny loaka kely, tsikilovina: Noharangaraniko tamin'ny…tohiny
Harankana: a sady p.t.: Kapotsaka, mpamitaka amin'ny laingalainga ka tsy azo toky loatra amin'izay lazainy.
tohiny
Hararaotina: (hararaotra) mt. ih, (hararaoty): Vonjena ha-tao sao tsy misy hahazoana manao azy intsony: Hararaoty…tohiny
Hararaotra: a.: Fery vao main-ka mihalehibe: Manao hararaotra ilay tanako naratra. ? Fanampiana trotraka, famelezana…tohiny