Litera h
Hapintsana: Fahapintsana, Hapintsampintsana, Fahapintsampintsana a.: Hakely, haniffnify.
tohiny
Hara: a : Zavatra nalaina tamin' ny akorandriaka fanao bokotra na haingon-javatra; laninkazandrano manify.…tohiny
Haraby: a: Eso, kivazivazy zary tenany, teny sompirana. i t.i.f.: Harabina, voaharaby, fanaraby, mpanaraby 1…tohiny
Harafesenina: (harafesina) p.t.: Voan'ny harafesina.
tohiny
Harafesina: a.: Tentina mena-mena mandrakotra ny vy mipetraka ela amin'ny hamandoana, taim-by: Voon'ny harafesina…tohiny
Harahana: (haraka) mt.ih. (haraho): Ahataka (enti-milaza ny kofehy tenany izay sarabina na ahataka amin'ny tenona…tohiny
Harahana: (haraka) p.t: Entimilaza vary na katsaka izay ampangotrahina mba hahamora totoina azy.
tohiny
Harahara: a.: Hazo antonontonony, mahatratra 7-8 m ny haavony ary 0,16-0,20 m ny savaivony (Phylloxiion enaifolium)…tohiny