Litera h
Hantsina: a.: Haimbo, hamaimbo, fofon-dratsy. I Mantaina 1 hantsinlna F manamantsina, mankamantsina, fanamantaina,…tohiny
Hantsinina: (hantsina) mt. ih. (hantsino): Maimboina: Hantsinin'ity fatim-biby it9 ny manodidina.
tohiny
Hantsy: na Hatsy a: Fanomezam-po mba hiady, hifamely amin'ny tena, haika. ii t.i.f.: Hautains, ahantsy, voahantsy…tohiny
Hany: t.t.: Tokana, irery: Izy no hany zona-dray aman-dreniny. - Hany koa: irery ihany (fanaon'ny mpanoratra…tohiny
Hao: a.: Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin'ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka…tohiny
Haody: a.: Teny fanonona raha vao hiditra an-tranon'olona hovangiana, ka "azo idirana va?" no heviny, ary dia…tohiny
Haody: na Haodihaody p.t.: Mahimahina ka mitazantazana lavitra manodidina fa tsy sahy manatona; mahimahina…tohiny
Haofotsy: a.: Bibikely tahaka ny hao saingy fotsifotsy mipetaka amin'ny fitafiana, manaikitra ny hoditra.
tohiny
Haoka: a.: Fandavahana na fandoahana; fangaronana hahitana ny miafina, ny tsiambaratelo. i t.i./.: Mangaoka,…tohiny
Haolo: Haolohaolo p.t.: Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin'ny olona: Amboa, omby haolo. /…tohiny
Haona: ft.: Fifankahitana, fikambanana. - t.i.f.: Ahaona, voahaona, tafahaona I mihaona, fihaona, mpihaona…tohiny
Haorina: Haotraorina (haotra, haotraotro) mt, ih. (haory, haotraory): Kaohina na kiki-sana aminhtY hoho ny hoditra…tohiny
Haotra: Haotraotra a.: Fikaohana ny hoditra amin'ny hohon-tanana hanala hidihidy; fitsontsonana (ny biby) tsy…tohiny
Haotraorina: (haotra) mt. ih. (haotraory): Kaohina amin' ny hohon-tanana mba hanalana ny hidihidy: Haotraory kely…tohiny