Litera h
Hanina: a: Sakafo, nahandro: Tsy mbola azo omena hanina ity marary ? mt.ih. (hano): Tsakoina dia atelina: Hano…tohiny
Hanina: a.: Fahatsiarovana arahin'alahelo, embona: Ny hanina ny havana any lavitra ~ t.i.f.: Haninina I manina…tohiny
Hanitra: a.: Fofona tsara, mamerovero. - t.i.f.: Manitra 1 hanirina, manirina / manamanitra, fanamanitra, mpanamanitra…tohiny
Hanja: Hanjahanja a.: Fampisehoana miharihary; tsy f ananan-damba na akanjo hanafina ny vatana. - t.i.f.: Ahanjahanja,…tohiny
Hanky: Hanky va rei t.-p.: Hay! Izany tokoa àry! Teny entina manaiky raha mahare vaovao manaitra na zavatra…tohiny
Hanoanana: (nana) a: Toetran'ny olona tsy nihinantsakafo efa elaela ka mahatsiaro mangebaka ny kibony. * Ohab.:…tohiny
Hanohano: ft.: Madio dia madio. a Manganohano, fanganohano, mpanganohano / anganohanoana, fanganohano.
tohiny
Hanona: a.: Trondron-dranomamy fatra-pandrapaka izay rehetra hitany, mahatratra an-jatony maro ny nlfiny ary…tohiny
Hanono: p.mt.: Hatreo amin' ny nono no halaliny. • a: Enti-milaza ny zandry amin' ny fianakaviana andriana betsileo.…tohiny
Hanta: Hantahanta a.: Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana…tohiny
Hantahanta: (hanta) t.ar., a.: Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana…tohiny
Hantaina: (hanta) mt. th. (han-tao): Angatahina mafy er?: Hantain'ny zanako aoka izany ny saribakolin'i Fara kelinao.…tohiny