Litera h
Handrohandro: a: Toetran'ny orana na ny ranomaso efa madiva ho latsaka. - t.i.f.: Ahandrohandro, tafahandrohandro…tohiny
Handroina: (handro) mi. (handro y) : Masahina amin' ny afo, na tenehina izany na ampangotrahina: Efa nohandroinao…tohiny
Handrona: a,: Fitobian-javatra amin'ny toerana iray; fijanonan'ny rano tsy mivoaka fa mitoby fotsiny amin'ny toerana…tohiny
Handrotra: a.: Fatotra mora vahana, fehy tsy fato-maty. ¶ M.h.: Singory, - t.i.f,: Ahandrotra.
tohiny
Hangana: p.t.: Mangidy. • La-fo, tsy ara-bidiny fa mihoapampana loatra: Manao hangana loatra ianao ka hividy…tohiny
Hangazana: (ngazana) a.: Toetran'ny zavatra ngazana, mai-na sady mafy: Inona no haniry amin'itony tany ngazana…tohiny
Hangetroka: Fahangetroka (ngetroka) a: Fahamaintisana azon'ny molaly. ? Fananan-karena tsy hita velively.
tohiny
Hangezana: Fahangezana (ngeza) a,: Halehibeazana: Noentanin'ny hangezany ny anao ka nieboebo izaitsizy.
tohiny
Hangihangy: p.t.: Hitaho mangasihasy; mahatsiaro menatra noho ny tahotra na ny hatairana: Hangihangy foana teo i…tohiny
Hangilo: Fahangilo (ngilo) a: Ny hamaintisana mangirangirana: Mba tiako ny fahangilon'ity kiraro
tohiny
Hanginana: Fahanginana (gina) a.: Toetran'ny zavatra mangina, tsy andrenesana feo na tabataba: Mahalasa vinany…tohiny
Hanifisana: (nify) a.: Toetran' ny zavatra manify: Tsy azo anaouana na inona na inona ity hazo ity noho ny hanifisany.…tohiny
Hanifisina: (nify) mt. th. (hanifiso): Atao tonga manify kokoa, analana ny hatevenany mba hanifinify kokoa.
tohiny
Hanihanina: (hanihany) mt. ih (hanihanio): Vazivazina, esoesoina, harabirabina: Aza hanihanininao toy izao io antibavy…tohiny