Litera h
Hamavoina: (mavo) rit. ih. (hamavoy): Atao tsinontsinona, haratsina, esoina: Hamavoiny daholo ny olona rehetra.…tohiny
Hamba: Hambahamba a.: Fisalasalana, tsy fahavononana ka miahotrahotra: Aza matahotra fa hataoko tsy misy hambahamba…tohiny
Hambahambaina: (hambahamba) mt, th. (hambahambao): Atao na tenenina am-pisalasalana, amim-piahotrahorana.
tohiny
Hambana: p.t.: Teny ilazana zavatra roa mitovy ka miraikitra tsy afa-misaxaka, kambana mitambatra: Akondro hambana.…tohiny
Hambo: a: Fiheverana ny tena ho ambony; firehana ho tsy mitovy amin'ny hafa amin' ny zavatra rehetra; filazana…tohiny
Hamboina: (hambo) mt. ih. (hamboy): Lazaina ananana: Hamboiny ery izany firazanana ambony izany.
tohiny
Hamelohina: (meloka) mt. ih. (hamelohy): Atao tonga miforitra, vokoka: Nohamelohinao ny tehiko ka tsy manaiky aho.…tohiny
Hamina: a.: Fipetrahana misonanina tsy misY ahiahy; toetra tony tsy manahy na inona na inona. - t.i.f.: Mihamina,…tohiny
Hamo: Hamohamo a.: Fahasorisorenana kely: Nasiana fanalana hamohamo teny anelanelan'ny valandresaka. ~ Fahatofotofohana…tohiny
Hamoka: a.: Fipetrapetrahana, tsy fihetsiketsehana firy (matetika noho ny hakamoana), fivozavoza. - t.i.f. :…tohiny
Hamonainana: (monaina) a.: Hasasarana mihoapampana, hatofohana.
tohiny
Hamoraina: (mora) mt. ih. (hamoray na hamorao): Atao tonga mora: Hamorao kely ny fanadinana amin'ito fa sarotra…tohiny