Litera h
Hamaola: Fahamaola, Hamaolana, Fahamaolana (maola) a.: Toetran'ny olona maola, mirondrona sy midola.
tohiny
Hamaonjanana: Fahamaonjanana (maonjana) a.: Havesarana.
tohiny
Hamaonjanina: (maoNana) mt. ih. (hamaon/ano): Atao tonga mavesatra kokoa,
tohiny
Hamaotona: Fahamaotona (maotona) a.: Toetran'ny olona maotona, tsy mipelipelika, tsy taitaitra, tony tsara, tsy…tohiny
Hamaotonana: Fahamaotonana a.: Hatsaram-panahy fatra-pitandrina tsy hanao fihetsika jefijefy: Ny fahamaotonana no…tohiny
Hamarenana: (marina) a.: Toetran'ny tany marina izany hoe mitovy tantana hatrany. ? F.-p.: An-kamarenana: amin'ny…tohiny
Hamarina: (marina) a.: Toetran'ny zavatra marina, mitovy tantana, na tsy diso: Tsy ampy ny hamarin'ny tany eto…tohiny
Hamarinina: (marina) mt. ih. (hamarino): Atao izay hahamarina azy: Hamarinina aloha ny tany uao manorina trano.…tohiny
Hamaroana: (maro) a.: Toetran' ny zavatra maro; habetsahana: Tsy azoko omena naoty betsaka ianao noho ny hamaroan'ny…tohiny
Hamasahana: (masaka) a: Toetran'ny zavatra masaka, na nandrahoina izany na tonga amin'ny fotoana mahatsara hohanina…tohiny
Hamasahina: (masaka) mt. ih. (hamasaho): Atao izay hahamasaka azy.
tohiny
Hamasinina: Ankamasinina (masina) mt. ih. (hamasino, ankamasino): Anaovana fombam-pivavahana mba ho masina, hahazo…tohiny
Hamasinina: Efa notsofindrano ny mariazy vaouao. Tsofohana (tsofoka) mt. pdr. (trofohy): Ampidirana: Tsofohona hazo…tohiny
Hamatra: a.: Fifehezana na fanaratoana taolana tapaka mba hampitohy azy na tsy hihetsiketsehany. ¶ M.h.: Harato.…tohiny