Litera h
Hamaimaizana: (may) a.: Faniriana dodona izaitsizy; hamaikana hanao zavatra, hamehana.
tohiny
Hamaintisana: (mainty) a.: Toetran'ny zavatra mainty: Ny hamaintisany no tsy ahitana ny kary amin'ny alina.
tohiny
Hamaintisina: (mainty) mt. ih. (hamaintiso): Atao izay hahamainty azy: Hamaintisin' ny olona sasany ny nifiny. ~ Atao…tohiny
Hamaitsoana: (maitso) a.: Toetran'ny zavatra maitso.
tohiny
Hamaitsoina: (maitso) mt. ih. (hamaitsoy): Atao tonga maitsomaitso kokoa, atao tonga maitso.
tohiny
Hamaivanana: (maivana)a.: Tsy fahavesarana, hakelezan-danja: Tsy ny hamaivanany akory no tsy itiavako ity fonaka…tohiny
Hamaivanina: (maivana) mt. ih. (hamaivano): Atao tonga maivamaivana kokoa: Nohamaivaniny ny entako fa hitany sahirana…tohiny
Hamaizina: (mazina) a,: Toetran'ny zavatra maizina: Tsy ahitana ny lalana ny hamaizin'ny andro.
tohiny
Hamaizinana: (maizina) a.: Tsy fisiana hazavana, haizina: Mirepirepy rehefa mandeha amin'ny alina noho ny ha- Hal…tohiny
Hamaizinina: (izina) mt. ih. (hamaizino): Atao ao anaty haizina, atao tonga maizina.
tohiny
Hamalamalana: (malomalana) a.: Toetran'ny zavatra mals-malaria, efa somary maimaina.
tohiny
Hamalina: Fahamalina (mail-na) a,: Toetran'ny olona malina, izany hoe mitsinjo ny ho avy ka mitandrina tsara:…tohiny
Hamalinana: Fahamalinana (malina) a.: Fitsinjovana ny ho avy sy fisorohana ny 1oza na fahavoazana mety hihatra ka…tohiny
Hamama: a.: Fehin-tava izay a-tao mandalo eo ambany saoka ka hatrany an-tampon-doha: Manaova hamoma raha marary…tohiny
Hamandinina: (mandina) mt.ih. (hamandino): Atao tonga mandina.
tohiny
Hamanditra: (handitra) o.: Toe- 4( tran'ny zavatra, toy ny voan- kazo, manditra, mafotrafotra.
tohiny
Hamandoana: (manda) a.: Toetran'ny zavatra lena ka tsy mety maina tsara: Ny hamandoan'it9 efitra it9 no tsy mahasalama…tohiny