Litera g
Gineja: (geja) mt. ih. misy tsofoka in: Voageja, gejaina, tazonina mafy: Noginejany ny tanako. 1 Tanana: Raha…tohiny
Gioka: o.: Fitseforana mamoaka rivotra, fivalanan-drivotra, hetotra misy tao mivoaka izay tsy tokony ho ren'…tohiny
Girigirihana: (girigirika) mt. ih. (girigirio): Marihina.
tohiny
Girigirika: a.: Teboka, fanamarihana ny tsy tonga. - t.i.f.: Girigirihana, voagirigirika / mangirigirika, fangirigirika,…tohiny
Girika: a.: Mponina avy any Gresy. 1 Mpivaro-toaka: La-sa niditra ao amin'ny girika ao Rakoto.
tohiny
Giririoka: a.: Feo kely lavareny mahadilo sofina, kiririoka sesilany sady mlkarantsana, feon'angely. i f.: Migiririoka,…tohiny
Gisa: (angl. gus) a.: Vorona anisan'ny lehibe amin'ny vara-na ompiana ka nahatonga ny anarany hoe Vorombe;…tohiny
Gitara: (fr. guitare) a,: Zavama- ~ neno mitovitovy amin'ny lokanga saingy izy lehibe vatana sy lava sady kltihin'ny…tohiny
Goaika: a.: Vorona lehibebe salasalany, mainty ny volony, fa eo amin'ny tendany no misy fotsy mihodidina toa…tohiny
goaika: goaiky, karazam-borona mainty, fotsy tenda. oh: Ny feon-goaika no annaitra azy ireo ka nahatrarany ireto…tohiny
Goana: a.: Feo re avy amin'ny varavarana harafesin-tsavily mivoha na mirindrina. ~ Famohana miriadriatra ny…tohiny
Goanana: (goana) mt. ih. (goany): Vohaina mafy miriadriatra: Nogoanany ny varavarana ka taitra ny zazakely. Atomboka,…tohiny
Goatemalteka: (fr. guatémala) a.: Ny firenena tompon-tany amin'ny tanin'i Goatemala: 5 tapitrisa eo ho eo no isan'…tohiny