Litera f
Fampitanana: (tanana) a. Zavatra apetraka ho antoka : Tsy manam-bola intsony Ra-koto ka ny famantaranandrony no napetrany…tohiny
Fampitsarana: (tsara) a. Vo-la nomena fahizay ireo olona nampisotro tangena ho mari-pankasitrahana, raha tahiny ka…tohiny
Fampitsoahana: a. : Ody natao mba tsy hampisy hery ny tangena tamin'ny fampinomana.
tohiny
Fampivalanana: (valana) a. : Fanafody mampivalana, atao hoe koa Famalanana.
tohiny
Fampoehana: a. : Karazan-javatra kely atao hidina fehikibo na solo-na bokotra amin'ny akanjo.
tohiny
Fana: a. : Fanaovana izay hampahafana ny vehivavy vao avy niteraka mba hisorohana ny sovoka. - t.i.f. ' Mifana,…tohiny
Fanabakana: (baka) a. : Fampihatahana ho toy ny V, fampivelarana tendron-javatra roa hisamaka kokoa.
tohiny
Fanabanahana: (banaka) a. : Famohana.
tohiny
Fanabanaka: (banaka) a. :Fomba entina manabanaka, mamoha. ? p, t. : Azo banahina.
tohiny
Fanabangana: (banga) a. : Fanalana, fampihenana isa:Tsy ekeko ny fanabangana isa ny mpiasako etc'.
tohiny
Fanabantiana: (banty) a. : Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana, famasohana.
tohiny
Fanabaraingo: (baraingo) a. : Fomba entina manabaraingo, manao izay hahatonga baraingo, meloka, biloka.
tohiny
Fanabaraingoana: (baraingo) a. : Fanaovana izay hahatonga baraingo, meloka, biloka : Toa ho sarotra ny fanabaraingoana…tohiny
Fanabarera: (barera) a. : Fomba entina manabarera, izany hoe sady manaborotsaka no managorera lamba tafina, elatra...…tohiny
Fanabarerana: (barera) a. : Fanaovana izay hahatonga gorerarera,fanagorerana.
tohiny
Fanabataba: (tabataba) a. . Fomba entina manabataba.
tohiny