Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fangontsina: (hontsina) a.: Hatsiaka mamirifiry. tohiny
Fangontsinana: (hontsina) a,: Hari-koditra, fangovitana, fihoron-koditra. tohiny
Fangopetaka: (hopetaka) a.: Fipetaka mihanaka, makadiry: Fangopetaky ny feta tamin'ny rindrina. tohiny
Fangorahana: a.: Fananana antra, fananana alahelo olona noho izy ory na mijaly. tohiny
Fangoraka: (horaka) a.: Fomba entina mangoraka, mana-na antra: Tahaka izany ue no mba fangorakao ny olona mahantra…tohiny
Fangoràka: (horàko) a.: Toetran'ny zavatra mena mangatrakatraka; mivaivay. tohiny
Fangoratsaka: (horatsaka) a.: Toetran'ny zavatra fotsy madio mangatsakatsaka: Mahafinaritra ny fangoratsaky ny diauolana.…tohiny
Fangorerana: (garera) a.: Fanagorerana, fampivarorahana. tohiny
Fangorinana: a.: Anaran'ny bibikely izay miofo ho tsikovoka. tohiny
Fangorintsina: (horintsina) a: Fomba angovitana, ahatsiarovana marary. tohiny
Fangorintsinana: (horintsina) a.: Fahatsiarovana marary, fangovitana. tohiny
Fangorobahana: (gorobaka) a,: Fandoahana tanteraka an-daniny sy an-daniny avy. tohiny
Fangorobary: a.: Anaran-kazo madinika tsara fitaina. tohiny
Fangorona: (horona) a.: Fomba entina mangorona. 1 p. t.: Azo ahorona. tohiny
Fangoronana: (horona) a.: Fanodinana hivoromborona: Fangoronana tady. 1 Fandanonana, fakana miaraka: Fangoronana…tohiny
Fangotra: Fangopangotra a.: Zavatra miolanolana sy mitadiditra. - t.i.f.: Afangopangotra,voafangopangotra f mamangotra,…tohiny
Fangotrahana: (hotraka) a.: Fandevy, fahamaimay. tohiny
Fangotraka: (hotraka) a: Toetran'ny zavatra mangotraka, mafana mivaivay, mandevy: Efa ampy ny fangotraky ny rano…tohiny
Fangotsohana: a.: Bibikely karazana fanday fahita eny amin'ny ravin-iavatsa toy ny rotra na ny tanantanana ka manaikitra…tohiny
Fangotsohana: Fangotsongotsohana (hotsoka) a.: Fanaintainana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1139