Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fangintsingintsina: (hintsingintsina) o.: Famolivoly, fanaintaina. tohiny
Fangirana: (hirana) a.: Famirapiratra. tohiny
Fangirifiriana: (hirifiry) a.: Fijaliana mafy, fanaintainana izaitsizy: Tsy hay lazaina ny fangirifiriana tsaroako tamin'…tohiny
Fangirifiry: (hirifiry) a.: Harary: Loza ny fangirifirin'ny tanako may. tohiny
Fangirigirihana: (girigirika) a,: Fanamarihana ny tsy tonga. tohiny
Fangirigirika: (girigirika) a.: Fomba fanamarihana ny tsy tonga. tohiny
Fangirihana: (hirika) a.: Fandoahana: Fangirihana haro. • Fitadiavana hahalala izay ao am-pon'ny sasany: Fangirihana…tohiny
Fangirika: (hirika) a.: Fomba entina mangirika,mandoaka, na mitady hahalala izay ao ampon'ny hafa. tohiny
Fangiringirihana: (hiringirina) a.: Fiasana fandoahana na fanalalahana. tohiny
Fangitakitahana: (hitakitaka) a.: Fitepotepoana mafy, fi-en tanam p o. tohiny
Fangitakitaka: (hitakitaka) o.: Toetran'ny fo mitepotepo mafy, mitotototo. tohiny
Fangitana: (fangitra) me ih. (fangito): Faritana: Efa nofangitanareo ve ny tanimbary nomen'i Dada sy Neny anareo.…tohiny
Fangitra: a.: Faritra. - t.i.f.: Fangitana, voafangitra, nofinangitra l mamangitra, famangitra, mpamangltra /…tohiny
Fangoaka: Fangoakoaka (hoaka) a.: Toetran'ny loaka. tohiny
Fangohana: (fangoka) mt.ih. (fangohy): Fandrihana, velarana fandrika, ilana ady. tohiny
Fangoka: a.: Ny miromoromo tsy voatenona, izay esorina amin'ny lamba: Fango-damba • h.o.: Fandrika, hafetsifetsena.…tohiny
Fangolehana: a.: Jar. Fanolehana. tohiny
Fangoloka: (holoka) p.t.: Faran'izay fetsy ratsy sady mahay mamitaka amim-pihatsaram-belatsihy: Aza mifampiraharaha…tohiny
Fangona: (gona) a.: Fandona, famoka. tohiny
Fangonana: (gona) a.: Fandonana, f am Ghana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0804