Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fiolonolona: (olonolona) a.: Fomba entina miolonolona, na fomban'ny olona miolonolona, izany hoe mihatakataka tsy…tohiny
Fiolonolonana: (olonolona) a.: Fihatakatahana tsy te hiaraka amin'ny sasany; fitokantokanana, fihafahafana. tohiny
Fiomana: (omana) a.: Fomba entina miomana, na mivonona mialoha amin'ny fanaovana ny fitandremana rehetra ilaina…tohiny
Fiomanana: (omana) a.: Fanaovana ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin'izay atao na tsY ho voatampoka…tohiny
Fiombiana: (omby) a,: Fanaovan'ny landy ny tranony, fiakaran'ny landy eny amin' ny bozaka hanao ny tranony. tohiny
Fiombona: (ombona) a.: Fomba entina miombona, na miara-manana. tohiny
Fiombonana: (ombona) a.: Fiarahana manao, fiarahana mamans. tohiny
Fiombotana: (ombotra) a.: Fiongorana. tohiny
Fiombotra: (ombotra) a.: Fomba na toetran'ny zavatra miombotra, miongotra. tohiny
Fiomby: (omby) a.: Fomban' ny landy miombY, izany hoe manao ny tranony eny ambony bozaka na hazo. tohiny
Fiompana: (ompana) a.: Fomba na toetran'ny zavatra miompana, miraikitra, mipetaka. tohiny
Fiompanana: (ompana) a.: Firaiketana, fipetahana. • Fiankinana, fifotorana. tohiny
Fiompiana: (ompy) a.: Famelomana sy fiahiana ary fikarakarana biby: Fambolena sy fiompiana no fuelomany. tohiny
Fiompy: (ompy) a.: Fomba entina miompy, izany hoe mamelona sy miahy ary mikarakara biby. 1 p. t.: Ompiana matetika:…tohiny
Fiondana: (ondana) a.: Fomba entina miondana, manankina ny loba amin'ny ondana. tohiny
Fiondanana: (ondana) a.: Fiankinan'ny loha amin'ny ondana. tohiny
Fiondrana: (ondrana) a.: Fomba entina miondrana, miditra amin'ny lakana na sambo mba handeha hiampita. tohiny
Fiondranana: (ondrana) a.: Fidirana amin'ny lakana na ny sambo mba handeha hiampita. tohiny
Fiondrehana: (ondrika) a.: Fileferan'ny loba; fanaranampo (amin'ny alahelo). tohiny
Fiondrika: (ondrika) a.: Fomba entina miondrika, na mampilefitra ny loha. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1093