Litera f
Fanakaramana: (karama) a. Fakana olona hanao asa ho an'ny tena, izay omena vo-la amin' izany.
tohiny
Fanakarana: (takatra) a : Fiezahana hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry.
tohiny
Fanakararana: (kararana) a Fomba entina manakararana, mampidina rano hifantsitsitra.
tohiny
Fanakararanana: (kararana) a. Fampidinana rano mba hampandeha azy mifantsitsitra.
tohiny
Fanakarenjena: (karenjy) a. Fanenjehana; famelana ny biby (omby, ondry) hifalihavanja, hihenjy.
tohiny
Fanakarenjy: (karenjy) o. : A-lefa hihenjy.
tohiny
Fanakasohana: (kasoka) a Fampikasihana, fisafoana.
tohiny
Fanakasoka: (kasoka) a. : Fomba entina manakasoka, mampikasika.
tohiny
Fanakatona: (katona) a. : Fomba entina manakatona.
tohiny
Fanakatonana: (katona) a. Fandrindrinana.
tohiny
Fanakatrahana: (katraka) a. Fampikepohana.
tohiny
Fanakatraka: (katraka) a.: Fomba entina manakatraka, mampikepoka.
tohiny
Fanakebona: (kebona) a : Fomba entina manakebona, manetsiketsika ny rano; mitaona, mamoky.
tohiny
Fanakebonana: (kebona) a. Fanetsiketsehana (ny rano); fitaomana, famokisana; fihatsiana.
tohiny
Fanakekezana: (akaiky) a. : Fanatonana.
tohiny
Fanakelezana: (kely) a: Fanaovana izay hahakely; fampihenana (habe, isa); fanafohezana.
tohiny
Fanakemana: (kema) a. : Fanasiana dembana.
tohiny