Litera f
Fompotra: a,: Karazan'arintany avy amin'ny zavamaniry nilevina an-taonany maro tao anaty tany ka nanarina nanjary…tohiny
Fompotra: p.t.: Lany indray mifaoka, tapitra, majifa indray mihelatra. - t.i.f.: Afompotra / manafompotra / anafomporana,…tohiny
Fona: a.: Fivalozana, fibabohana, fangatahana famelan-keloka. - t.i.f.: Mifona, fifona, mpifona 1 ifonana,…tohiny
Fona: a.: Karazam-boromailala, manopy manga ny volontratrany sy ny elany, fa ny volombodiny kosa mena an-titra…tohiny
Fonaka: a.: Fofon'aina mibosesika any an'orona, fierotra mafy. - t.i.f.: Mifonaka 1 ifonahana, fifonahana. tohiny
Fonaka: Fonaponaka p. t.: Trotraka, vizana, malemilemy. i t. f.: Fonahana / mamonaponaka / amonaponahana, famonponhana.…tohiny
Fondrana: a,: Vodin'ny vatan' akondro tetehina ka ahahy dia dorana ary tantavanina, ka aharo amin'ny aika sy ny…tohiny
Fondranina: na Fondranana (fondrana) mt. ih. (fondra-no): Lokoana, tentenana.
tohiny
Fondro: a.: Tsiny, fanakianana avy amin'olona, hadisoana: Miala tsiny miala fondre'. * F.-p.: Manlsy fondro:…tohiny
Fondrofondro: a.: Fangatahana mafy, fitalahoana. ¶ M.h,: Ambezo, tampesona. 1 Mifondrofondro, fifondrofondro, mpifondrofondro…tohiny
Fonenana: (onina) a.: Fipetrahana, fitoerana, fijanonana ela amin'ny toerana iray, ~ Trano na tanna onenana, fpetrahana:…tohiny
Fongana: p.t.: Tsy misy tavela, raya, levona: Fongana tamin' ny rivo-doza ny varinay. ¶ M.h.: Tsy misy miangana,…tohiny
Fonganana: (fongana) mt. ih. (fongano, fongany): Ravan tanteraka tsy misy avala miangana; lanina; taperina.
tohiny
Fongarina: na Fongatina (fongatra) mt. ih, (fongary na fongaty): Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin'…tohiny