Litera f
Fizidizidy: (zidizidy) a.: Toetran'ny olona m!zidizidy, izany hoe mamfndra amimpahavitrihana.
tohiny
Fizihirana: (zihitra) a,: Fibontsinana: Ny ftzihiran'ny kibony no niantsoanay dokotera, ~ Fahatezerana: Tsy hadinoko…tohiny
Fizihizihy: (zihizihy) a.: Toetran'ny zavatra mizihizihy na feno hika.
tohiny
Fizika: a.: Antokon-tsiansa ianarana mandinika ny toetoetran'ny zavatra ankapobeny sy ny lalàna mifehy azy ka…tohiny
Fiziniziniana: na Fizinjinana (ziniziny, zinjiny) o,: Firintonana amin-katezerana.
tohiny
Fiziniziny: na Fizinjiny (ziniziny, zinjiny) a.: Toetran'ny olona miziniziny, na mirintona amin-katezerana.
tohiny
Fizionjiona: (zionjiona) a,: Toetran'ny olona mizionjiona, izany hoe tsy mandeha mahitsy fa mivily lalana.
tohiny
Fizionjionana: (zionjiona) a.: Fiviliana, tsy fandehanana mahitsy fa mivily lalana; fivembenana.
tohiny
Fiziriziriana: (ziriziry) a.: Firidiridiana, fanaovana di-doha, fllriribibiana: Nahasosotra ny olona ny fiziriziriany…tohiny
Fiziriziry: (ziriziry) a,:Toetran' ny zavatra na olona miziriziry, izany hoe miridiridy, manao di-doha, mikiribiby,…tohiny
Fizivana: (ziva) a.: Fomba fahita amin'ny foko sasantsasany, izay mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana.…tohiny
Fizongozongo: (zongozongo) o.: Fomba na toetran'ny olona mizongozongo, izany hoe mandeha irery tsy misy mpanaraka.…tohiny
Fizongozongoana: (zongozongo) a.: Fandehanana irery tsy misy mpanaraka.
tohiny