Litera f
Fivongana: (vongana) a,: Toetran'ny zavatra mivongana, izany hoe mitambatra ho iray tsy misaraka.
tohiny
Fivonganana: (vongana) a,: Fitambarana ho iray tsy misaraka.
tohiny
Fivongehana: (vongika) a.: Fitondrana (zavatra) amim-pahasahiranana izaitsizy.
tohiny
Fivongika: (vongika) a,: Fomba entina mivongika, izany hoe mitondra zavatra betsaka ka efa mananosarotra ers',…tohiny
Fivongovongo: (vongovongo) a.: Toetran'ny zavatra mivongovongo, na natao antontany ho avoavo ,
tohiny
Fivongovongoana: (vongovongo) a.: Fifanongoavana, fiavosana, fiavovonana,
tohiny
Fivonkenana: (vonkina) a.:Fiforetana.
tohiny
Fivononana: (vonona) a,: Fahavitam-piomanana; fikasana; fanomanana,
tohiny
Fivontangina: (vontangina) a.: Fivontosana, fibontanana.
tohiny
Fivontirika: (vontirika) o,: Toetran'ny maso mivontirika, izany hoe lehibe sy avo noho ny manodidina, mova tsy ny…tohiny
Fivonto: (vonto) a,: Toetran' ny zavatra mivonto, lzany hoe mitombo habe ka manjary avo noho ny manodidina. tohiny
Fivontosana: (vonto) a,: Fftomboana ho lehibe; fitomboana habe noho ny aretina,
tohiny
Fivorahana: (voroka) a,: Fitresahana, fiverahana, fahatavezana.
tohiny
Fivoraka: (voraka) a,: Toetran' ny zavatra na olona mivoraka, izany hoe mitresaka, miveraka, na matavy izaitsizy.…tohiny
Fivoravora: (voravora) o.: Toetran'ny zavatra mivoravora, na miborabora, migoragora; toetran'ny olona mivoravora…tohiny
Fivoravorana: (voravora) a.: Fiboraborana, fiketrahana, figoragoràna: Manahirana ny fitondrana an'io entana io noho…tohiny
Fivorenana: (vorina) a.: Fihoronana ho kibory; fivonkenana.
tohiny