Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fivokohana: (vokoka) a.: Filantsihana; fanjokoana: Ny fivokohan'ny hazo no tsy nahitan'ny mpizaha ilay vorona, tohiny
Fivokoka: (vokoka) a.: Toetran' ny zavatra mivokoka. tohiny
Fivokovoko: (vokovoko) a.: Toetran'ny zavatra mivokovoko, izany hoe misy mivohitra, mikibontana. tohiny
Fivokovokoana: (vokovoko) a.: Fisiana mivohitra, mikibontana. tohiny
Fivoky: (voky) a.: Toetran'ny olona nivoky. tohiny
Fivolana: (volana) a.: Fomba entina mivolana na miteny; fiteny. tohiny
Fivolanana: (volana) a.: Fitenenana. tohiny
Fivolimbolena: (volimbolina) a.: Fihorongoronana ohatra ny volimbolina. tohiny
Fivolimbolina: (volimbolina) o.: Toetran'ny zavatra mivolimbolina, izany hoe miolanolana. tohiny
Fivona: (vona) a.: Toetran'ny zavatra mivdna, izany hoe misy tonon-kofehy. tohiny
Fivonana: (vona) a.: Fisiana vo-na na tonon-kofehy. tohiny
Fivondrahana: (vondraka) a,: Fahatavezana, fivorahana: Dadray izany fivondrahandRangahy it?! tohiny
Fivondraka: (vondraka) a.: Toetran'ny biby na olona mivondraka na matavy. tohiny
Fivondrona: (vondrona) a. :Toetran'ny blona na zavatra mivondrona izany hoe mikambana ho iray. tohiny
Fivondronana: (vondrona) o,: Fitambaran'olona na zavatra mikambana ho iraY: Noho ny fivondronan'ny fokonolona no nahatsanganana…tohiny
Fivondronana: na Fivondronam-pokontany a,: FEtambaran'ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan'ny…tohiny
Fivongadiana: (vongady) a.: Fisehoana miharihary, mitokana en'', misongadina. tohiny
Fivongady: (vingady) a.: Toetran'ny olona na zavatra mivongady, izany hoe misaraka amin'ny hafa ka miseho miharihary…tohiny
Fivongaingena: (vongaingy) a.: Fiforetana eo ambanin'ny enta-mavesatra, filonjehitra, tohiny
Fivongaingy: (vongaingy) a.: Toetran'ny olona mivongaingy, izany hoe miforitra eo ambanin'ny enta-mavesatra, milonjehitra,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0343