Litera f
Fitovonana: (tovona) a.: Fisiana tovony, izany hoe fanampiny eo amboniny: Ny fitovonan'ny tohatra ihany no hahatakarana…tohiny
Fitozoana: (tozo) a.: Fanohizana miasa miadana tsy mety kivy: Ny fitozoana no ahavitan-java-dehibe.
tohiny
Fitra: a,: Famafana, fanesorana ny diky amin'ny vorodamba, taratasy... 1 Firana, afitra, voafitra ( mamitra,…tohiny
Fitrabahana: na Fitrabarana (trabaka) a,: Filentehana, fitsofohan'ny zava-maranitra ao anaty nofo na zava-malemy…tohiny
Fitrabaka: (trabaka) a.: Toetran'ny zavatra mitrabaka, na milentika, mitsofoka ao anaty nofo na zava-malemy hafs.…tohiny
Fitrafantrafana: - (trafana) a.: Toetran'ny olona mitrafantrafana, izany hoe mitroatroatra, mitrifantrifana.
tohiny
Fitrafantrafanana: (trafana) a,: Fitroatroarana, fitrifantrifanana.
tohiny
Fitraihana: (traika) a.: Fandiinana, famdhana.
tohiny
Fitraingo: (traingo) a.: Fomba entina mitraingo, izany hoe mikapa amin'ny antsY ny tongo-biby hatreo amin'ny lohalika…tohiny
Fitraingoana: (traingo) a.: Fikapàna amin'ny antsy ny tongo-biby hatreo amin'ny lohalika no ho midina.
tohiny
Fitraka: (traka) a.: Fomba en-tins mitraka, izany hoe manarina ny loha hiatrana tsara: Mahafinaritra ny mijery…tohiny
Fitrandrahana: (trandraka) a.: Fiasana tany amin'ny angady, fihadiana tany: Tsy zava-mora akory ny fitrandrahana ny…tohiny
Fitrandraka: (trandraka) a.: Fomba entina mitrandraka, izany hoe miasa tany amin' ny angady, mihady tany. ~ p.t.:…tohiny
Fitranga: (tranga) a.: Toetran' ny zavatra mitranga, izany hoe miseho lany: Ny fitrangan'ny volana auy any atsinanana.…tohiny
Fitrangana: (tranga) a.: Fisehoana lany, izany hoe ilany fotsiny aloha no hita: Tsy misy mahafinaritra ohatra ny…tohiny
Fitranitrany: (tranitrany) a.: Toetran'ny zavatra mitranitrany, izany hoe mitringitringy maranitra: Mahonena ny miJery…tohiny