Litera f
Fitoina: (fito) mt,ih. (fitoy): Zaraina fito: Fito mianadahy izahay ka tokony hofitoina izany ny lova napetrak'i…tohiny
Fitokakàna: (tokàka) a.: Fihomehezana mitokelaka toa maneso; fanaovana feo toa mampiseho hagagàna miharo hafaliana.…tohiny
Fitokàna: (toka) a,: Firariana hahery na fanozonana ho resy: Hohenoin'i Zanahary a-nie ny fitokànao.
tohiny
Fitokana: (tokana) a.: Fomba entina mitokana, izany hoe mankalaza (zavatra) am-pahibemaso alohan'ny hampiasana…tohiny
Fitokanana: (tokana) a.: Fipetrahana na fivelomana irery tsy mikambana amin'ny ha-fa: Angamba mahafinaritra anao…tohiny
Fitokelahana: (tokelaka) a.: Fihomehezana mikakakaka mampiseho hafaliana na kosa somary maneso.
tohiny
Fitokelaka: (tokelaka) a.: Toetran'ny olona mitokelaka, izany hoe mihomehy mikakakaka mampiseho hafaliana na kosa…tohiny
Fitokiana: (toky) a.: Fametrahana fanantenana: Manàna fitokiana an 'Andriamanitra lalandava. ? Fananana toky: Olona…tohiny
Fitokikiana: (tokiky) a.: Famitsahana, fipetrahana mijokaiky na manjonitra toa malahelo.
tohiny
Fitokiky: (tokiky) a.: Toetran' ny olona mitokiky, izany hoe mamitsaka, mipetraka mijokaiky na manjonitra toa…tohiny
Fitokoana: (toko) o.: Fitsinjarazarana ho toko: Eto no fitokoan'ny mpianatra rehefa handeha hitsangantsangana.…tohiny
Fitokona: (tokona) a.: Fomba entina mitokona, izany hoe mihenahena tsy mety miala amin'ny toerana misy azy, fomba…tohiny
Fitokonana: (tokona) a.: Fihenahenana tsy mety miala amin'ny toerana misy ny te-na: Nokapohina, novelesina: tsy…tohiny
Fitokozihirana: (tokozihitra) a.: Fihenahenana tsy mety mihetsika hiasa na hanamPY. ¶ M.h.: Fitokozihitra, fihenahenana,…tohiny
Fitokozihitra: (tokozihitra) a.: Toetran'ny olona mitokozihitra, mihenahena velona, mitokona.
tohiny