Litera f
Fitobatoba: (tobatoba) a.: Toetran'ny zavatra mitobatoba, izany hoe mikobana na mihetsiketsika; toetran'ny olona…tohiny
Fitobatobana: na Fitobatoba (tobatoba) a.: Fihetsiketsehana, fikobankobanana: Tsy hay lazaina ny fitobato ban' ny…tohiny
Fitobebaka: (tobebaka) a.:Toetran'ny zavatra be vava nefa tsy lalina aty.
tohiny
Fitobiana: (toby) a.: Fiangonana, fitangoronana: Eto no fitobian'ny mpianatra kilasimandry alohan'ny handeha hitsangantsangana.…tohiny
Fitodian-tsambo: a.: Toerana eo amoron-dranomasina voavoatra hiantsonan'ny sambo.
tohiny
Fitodiana: (tody) a.: Fahatongavana an-tseranana: Amin' ny dimy maraina ny fitodian'ny sambo.
tohiny
Fitodihana: (todika) a.: Fihodinan'ny tena mihitsy: Nisy nanohina azy no nahatonga ny fitodihany tany amiko. ~ Fiherehana…tohiny
Fitoerana: (toetra) a.: Fipetrahan'ny zavatra iray, ny misy (ny zavatra iray voalaza) andavanandro: Eto no fitoeran'…tohiny
Fitoetra: (toetra) a.: Fipetraka: Sarotra asiana ny fitoetran' it? tanĂ na it?, ka azo inoana fa ho kivy ambony…tohiny
Fitofantsihana: (tofantsika) a.: Fivokohana, filantsihana.
tohiny
Fitofantsika: (tofantsika) a.: Toetran'ny zavatra mitofantsika, izany hoe mivokoka, milantsika.
tohiny
Fitofatofa: (tofatofa) a.: Toetran'ny zavatra lava misavilivily.
tohiny
Fitofatofana: na Fitofatofa (tofatofa) a.: Fihetsiketsehana, fihofahofan-javatra lava misavilivily: Jereo ny fitofatofan'ny…tohiny
Fitofefehana: (tofefika) a.: Fihilanana, firondronana, fixaikana na firaihana,
tohiny
Fitofefika: (tofefika) a.: Toetran'ny zavatra mitofefika, mihilana, mirondrona.
tohiny
Fitofezahana: (tofezaka) a.: Faharerahana, fahatrotrahana.
tohiny