Litera f
Fitesontesona: (tesontesona) a.: Fomban'ny olona mitesontesona, tsy mahalala menatra. mieboebo, basivava.
tohiny
Fitesontesonana: (tesontesona) a.: Tsy fahalalana menatra, fieboeboana,habasiam-bava.
tohiny
Fitetehana: (tetika) a.: Fandidiana na fanapatapahana zavatra atao madinika: Fitetehana mangahazo. 1 Fieritreretana…tohiny
Fitetevana: (tete) a.: Filatsahana mitsltaitaika toy ny patrakala: Sarotra inoana fa ny fitetevan'ny ranonorana…tohiny
Fitetezana: (tety) a.: Fandehanana manitsaka toerana ma-ro: Fitetezam-paritany. 1 Famisavisana, filazana tsirairay:…tohiny
Fitetika: (tetika) a,: Fomba entina mitetika, na mandidy, manapatapaka zavatra atao madinika izany na mieritreritra…tohiny
Fitety: (tety) a,: Fomba entina mitety, na mandeha manitsaka toerana maso; tomba entina mamisavisa.
tohiny
Fitevehana: (tevika) a.: Fanaovana tevika (fandoahana sofina mba hasiana kavina): Fomban-tany hatraiza hatraiza…tohiny
Fitezerana: (tezitra) a,: Fampisehoana tsy fahafaliana amin'ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy; fandevilevena:…tohiny
Fitezotezo: (tezotezo) a,: Toetran'ny lehilahy tsy miakanjo, miboridana; fihanjaka; fiboridanana.
tohiny
Fitezotezo: (tezotezo) a.: Toetran'ny olona na zavatra la-va mahia, lava marotsaka: Oadray ity fitezotezon'ny zanakao…tohiny
Fitia: a.: Fomba entina mitia: Aza atao fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika. ? Fahazoana mitia: Atao…tohiny
Fitiatiatra: (tiatiatra) a,: Toetran'ny kotro-baratra mitiatiatra, na mirefodrefotra,
tohiny
Fitiavana: a.: Firaiketam-po amin-javatra na olona iray, izay tiana ho an'ny tena ary irina ho sambatra sy ho finaritra:…tohiny
Fitibatiba: (tibatiba) a.: Toetran'ny zavatra mitibatiba, feno rano (fiteny indrindra amin'ny kibo), midibadiba.…tohiny