Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Famotofotoana: (fotofoto) a. : Fanasavoritahana, fanakorontanana. tohiny
Famotopotorana: (fototra) a. : Fanadihadiana, famakafakana. tohiny
Famotorana: (fototra) a. : Fanadinadinana atao mba hahitana izay nanao, raha nisy heloka bevava vita; fakana am-bavany…tohiny
Famotrahana: Fanapotrahana (potraka) a. : Fandavoana, fampianjerana. tohiny
Famotraka: Fanapotraka (potraka) a. : Fomba entina mamotraka, manapotraka. tohiny
Famotretrehana: (votretrika) a. : Fampifanongoavana, fanavosana tsy misy kitotony, tohiny
Famotretrika: (votretrika) a. : Fomba entina mamotretrika. mampifanongoa, manavosa tsy misy kitotony, ? p.t. : Azo…tohiny
Famotsahana: (potsaka) a. : Fanalana, fanesorana, fanatsoahana. tohiny
Famotsaka: Fanapotsaka (potsaka) a. : Fomba entina mamotsaka, manapotsaka, manala, manesotra, manatsoaka. tohiny
Famotsehana: Fanapotsehana (potsika) a. : Fanorotoroana, fanamontsanana. tohiny
Famotserana: Fanapotserana (Potsitra) a. : Fandoahana, famakiana (vaY); fampisehoana miharihary. tohiny
Famotsiamaso: a. : Ny faritra fotsy anoloana amin'ny maso, izay boribory somary mivohitra ary tantera-pahazavana.…tohiny
Famotsiana: (fotsy) a. : Fanadiovana (metaly) amin'ny fikasohana, fandilorana. tohiny
Famotsika: Fanapotsika (potsika) a. : Fomba entina mamotsika, manapotsika. tohiny
Famotsitra: Fanapotsitra (potsitra) a. : Fomba entina mamotsitra, manapotsitra. tohiny
Famotsorana: (votsotra) a. : Fanafahana gadra na mpanompo; fanalàna ny fahotana. tohiny
Famotsotra: (votsotra) a. : Fomba entina mamotsotra, manafaka. ? p. t. : Azo votsorana, tohiny
Famovo: (vovo) a. : Fomba entina mamovo, malts hazandrano amin'ny vovo. ? p, t. : Azo vovoina. tohiny
Famovoana: (vovo) a. : Fakàna hazandrano amin'ny vovo. tohiny
Famovohana: (vovoka) a. : Fanetsehana vovoka, fandrakof ana vovoka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1081