Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fiaka: a,: Fitsakoana zavatra mba hahazoana ny ranony: Fia-pary lava uany, ? Ny f aikan-javatra sisa mijanona…tohiny
Fiakanakana: (akana) a.: Fomban'ny olona miakanakana izany hoe miambatrambatra na mivakavaka rehefa miteny. tohiny
Fiakanakanana: (ahana) a,: Fiambatrambarana rehefa miteny; fivakavakana. tohiny
Fiakanga: (akanga) a.: Fomba entina miakanga, izany hoe mianatra ny feon'ny akanga, na mitsaontsaom-bava mankatsy…tohiny
Fiakangana: (akanga) a.: Fianarana ny feon'akanga. ~ Fitsaontsaonam-bava mankatsy mankaroa. ? Fivelomana mitsentsitra…tohiny
Fiakanjo: (akanjo) a.: Fomba entina miakanio. tohiny
Fiakanjoana: (akanjo) a.: Fanaovana akanio. tohiny
Fiakarana: (akatra) a.: Fisondrotana avo, fandehanana mananika havoana. tohiny
Fiakatra: (akatra) o.: Fomba entina miakatra, misondrotra avo: Toy izao no fiakatra amin'it? tohatra ity, tohiny
Fiakàvana: (aka) a.: Fodiana badolahy. tohiny
Fiakoriasana: (akoriasa) a,: Fisalasalana, tsy fahatapahankevitra. tohiny
Fiala: (ala) a,: Fomba entina miala, izany hoe mandao toerana iray. tohiny
Fialahilahiana: (ialahy) a.: Fanaovana ialahy rehefa miteny amin'olona. tohiny
Fialahilahy: (ialahy) a.: Fomba entina mialahilahy, manao ialahy rehefa miteny amin' olona. tohiny
Fialam-boly: a: Fanalana disadisa, fanaovana izay mba hampahafinaritra ny tena rehefa avy nilofo niasa: Ny fijerena…tohiny
Fialana: (ala) a.: Fandaozana toerana iray: Nalahelo doholo ny namako tamin'ny fia lako tao. • h.o.: Fialana…tohiny
Fialanalana: (alanalana) a.: Fomba entina mialanalana, izany hoe tsy momba na iza na iza fa mijanona an'evanevany.…tohiny
Fialanalanana: (alanalana) a.: Tsy fombana na iza na iza; fipetrahana an'evanevany, tohiny
Fialemana: (alina) a,: Sakafo hariva. tohiny
Fialikalihana: (alika) a.: Fisehoana ho sarotiny. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0945