Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Famentimpentina: (pentimpentina) a. : Fomba entina mamentimpentina, manisy pentimpentina. tohiny
Fameperana: (pepetra) a. : Fanafatrafarana, fandidiana : Tsy mitsahatra ny fameperan-dreniny an'ireo uoalavo kely…tohiny
Famepetra: (pepetra) a : Fomba entina mamepetra, manafatrafatra. tohiny
Famerahana: (veroka) a : Famakiana roa, fanokafana; fandoarana ny ao anatin'ny biby vonoina, famelarana, famborahana.…tohiny
Fameraka: (veraka) a : Fomba entina mameraka mahatonga hiveraka. 1 p.t. : Azo verahina. tohiny
Famerana: (fetra) a. : Fanoritana, famaritana : Famerana ny andro handehanana. /Famerana ny fandaharam-pianarana.…tohiny
Fameravera: (ueravera) a . Fomba entina mameravera, manasaratsaraka, manatsikera, mamohavoha. 1 p,t. : A-zo veraveraina.…tohiny
Fameraverana: (veravera) a. : Fanatsikerana, famohavohàna, fanasaratsarahana. tohiny
Famerenana: (verina) a. : Fanaovana indray : Noho ny fangatahan'ny be sy ny ma-ro, dia hanao famerenana ilay fampisehoana…tohiny
Famerezana: (very) a. : Fanaovana izay hahatonga andevo; fampahantrana. tohiny
Famerina: (verina) a. : Fomba entina mamerina. ? p.t. : A-zo averina / Fameriny: ny vola madinika averina amin'…tohiny
Famery: (very) a. : Fomba entina mamery, mahatonga ho very. tohiny
Famesanana: (fesana) nasiana katapilasY. Famesarana (vesatra) a : Fa nomezana olona entana be lanja; fanampiana…tohiny
Fameta: (veta) a. : Fomba entina mameta, manazimba, mandoto, manala baraka. 1 p.t. : Azo vetaina : Ny zaua-masina…tohiny
Fametafetana: (feta) a. : Famotsipotsehana, famondipondena amin'ny tanana. tohiny
Fametahana: (petaka) a. : Fandraiketana (sary, taratasY...) amin'ny rindrina..., fanditiana. tohiny
Fametaka: (petaka) a : Fomba entina mametaka. ? p. t. : A-zo apetaka : Tsy fametaka amin'ny trano it?. tohiny
Fametana: (feta) a. : Fanentsenana lavaka amin'ny feta. Fametana (ueta) a. : Fanaratsiana, fanosoran-dratsY, fanosoram-potaka…tohiny
Fametavetana: (vetaveta) a. : Fanazimbazimbana zava-masina, fanalam-baraka. (Femetrehana (petroka) a. : Fanasiana…tohiny
Fametraka: (petraka) a. : Foinba entina mametmka. ? p.t. Azo apetraka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145