Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fangenagena: (gena) a.: Fomba fitondra moramora. tohiny
Fangenagenana: (gena) a.: Fitondrana moramora sy ampitandremana amin'ny tanana. tohiny
Fangerena: (hery) a.: Fivalanana, famoahana ny faika tsy levona tamin'ny sakafo nohanina. tohiny
Fangerokeroka: (ngeroka) a.: Fangidiana. tohiny
Fangerongerona: (ngerongerona) a.: Fomba entina mangerongerona, mandrahona, mitrercntrerona. tohiny
Fangerongeronana: (ngerona) a.: Fandrahonana, fampitahorana, fitrerotreronana, fibesobesoana. tohiny
Fangery: (hery) a.: Fomba entina mangery, mivalana. tohiny
Fangetaheta: (hetaheta) a.: Ny toetran'ny olona mangetaheta. tohiny
Fangetahetana: (hetaheta) a,: Faniriana hisotro; fitsiriritana zavatra. tohiny
Fangetorana: (hetotra) a.: Famoahana rivotra avy any amin'ny tsinay, izay mivoaka avy ao amin'ny vava fivalanana.…tohiny
Fangetorina: (hetotra) a.: Olona mpangetotra lava, loza raha hangetotra. tohiny
Fangetotra: (hetotra) a.: Fomba entina mangetotra. tohiny
Fangetriketrehana: (hetriketriko) a.: Ny feomizoiozozon' ny vary madiva ho masaka; ny hafanana; ny halaza. tohiny
Fangetse: (Ski) a.: Faritra fotsy amin'ny tongotra na tanan'ny omby. tohiny
Fangia: (gia) a.: Fomba entina mangia. tohiny
Fangiazana: (gia) a.: Famihinana na fitazonana mafy. tohiny
Fangidihidiana: (hidihidy) a.: Fahamaimaizan'ny hoditra te hohaotraorfna; faniriana ta hanao zavatra. tohiny
Fangidihidy: (hidihidy) a.: Fahamaimaizana te hohaotraorina: Loza ny fangidihidin'it? tanako nokekerim-biby tohiny
Fangilohilo: (hilohilo) a.: Toetran'ny zavatra mangilohilo, tohiny
Fanginana: (gina) a.: Tsy fitenenana, fikombonam-bava: No tsy ualianao ny fiampangana anao? Mitory onao sahady…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0316