Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fangarinana: (harina) a.: Fanolanam-pary hanaovana siramamy gasy. tohiny
Fangaro: (haro) a.: Fomba entina mangaro na manetsiketsika mba hiharo: Tsy toy izao velively no fangaro ny vary…tohiny
Fangaroana: (haro) a.: Famadibadihana zavatra mba hampifangaro tsara ny ao anatiny; fampikambanana, fampitambarana.…tohiny
Fangarofana: Fangarohana, Fiharofana, Fiharohana (haro-ha) a.: Fihadiana zavatra ao anaty lavaka, fangaronana mba…tohiny
Fangaroka: (haroka) p.t.: Azo hadina, tsapaina, tadiavina ho fantatra. ? a: Fomba entina mihady, mangaroka, mitsapa.…tohiny
Fangarompaty: na Fangarompohy a,: Anaran-kafa iantsoana koa ny Marotanana. tohiny
Fangarona: (harona) a,: Fomba entina mangarona na misava zavatra ao amin'ny miafina. tohiny
Fangaronana: (harona) a,: Fisavana zavatra ao amin'ny miafina: Tokony hofaizina mafy ny fangaronam-paosy eny an-tsena.…tohiny
Fangasihasy: (hasihasy) a.: Toetran'ny olona mangasihasy, mangaihay, diso fanantenana: Nampalahelo indray ny fangasihasin'Ibalita…tohiny
Fangatahana: (hataka) a,: Fiangaviana zavatra na fiangaviana asa; fitalahoana, fihantana: Aoka hoekenao ny fangatahako.…tohiny
Fangataka: (hataka) a.: Zavatra azo angatahina: Tsy fangataka ny voninahitra fa tokony hatao izay hahamendrika…tohiny
Fangatsiahana: (hatsiaka) a,: Hatsiaka, fangatsiaka (indrindra amin'ny h.o.): Mampalohelo ny fangatsiaham-pon'ireto…tohiny
Fangatsiaka: (hatsiaka) a.: Toetran'ny zavatra mangatsiaka na ny olona mahatsiaro hatsiaka: Tsy zakako ny fangatsiakan'ny…tohiny
Fangavitse: (Ski) a.: Haro misY faraingo ny Iohany mba ho fanakaran-javatra ambony na anaty lavaka. tohiny
Fangeboka: (geboka) a.: Fomba entina mangeboka, mihinana, manao telimoka, mandanilany. tohiny
Fangehana: (gaika) a.: Famihinana, fangiazana, fanerena. tohiny
Fangehezana: (gehy) o.: Fifehezana mafy, fanerena, fitazonana. tohiny
Fangehy: (gehy) a,: Fomba entina mangehy, mifehy mafy, tohiny
Fangeja: (gela) a.: Fomba entina mangeja, mamatotra mafy, tohiny
Fangejana: (gela) a.: Famatorana mafy, fangiazana, famihinana, fanerena, fitanana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0344