Litera f
Fandroritra: (roritra) a.: Fomba entina mandroritra, manintona, mitarika. 1 p.t.: A-zo roritina.
tohiny
Fandrorona: (rorona) a.: Fomban'ny olona na zavatra mandrorona, efa midina ho ambany.
tohiny
Fandroronana: (rorona) a.: Fietrena laharana, fitambotsorana: Ny fanambadiana olona noheuerina ho ambany razana noho…tohiny
Fandroso: (roso) a.: Fomba entina mandroso; mandeha eo aloha; manolotra zavatra ho an'olona, izay apetraka eo…tohiny
Fandrosoana: (roso) a: Fandehanana eo aloha: Ny fandrosoan'ny eo aloha indray mandingana monta dia hahafahan'ny at9…tohiny
Fandrotehana: (rotika) a.: Fandrovitana mahatonga ho kotika tsy misy horaisina.
tohiny
Fandrotika: (rotika) a,: Fomba entina mandrotika na mandrovitra ho tonga kotika.
tohiny
Fandrotoroto: (ro toroto) a.: Fomba entina mandrotoroto, mampanao ho vita haingana.
tohiny
Fandrotorotoana: (rotoro fo) a.: Fampanaovana (zavatra) olona haingana.
tohiny
Fandrotra: (handrotra) a.: Fatorana mivaha moramora ras ha vao voasintona ny laniny. ¶ M.h.: Singory, tadivavarana.…tohiny
Fandrotrarana: a.: Karazan' ahitra mandady maro tonona. * Ohab.: Fandrotrarana antanàna haolo ka mandimby ray tsy satry:…tohiny
Fandrotsiana: (rotsy) a.: Fanaovana izay hampibontsimbontsina, hampaharokoroko (hoditra).
tohiny
Fandrotsirotsiana: (rotsirotsy) a.: Fanetsiketsehana ny zaza eo am-pofoana na eo amin' ny sandry mba hampatory na hampangina…tohiny
Fandrotsirotsy: (rotsirotsy) a.: Fomba entina mandrotsirotsY.
tohiny
Fandrovana: (roua) a.: Fanaovana rova na fefy tsatokazo vaventy marani-doha.
tohiny
Fandrovitana: (rovitra) a.: Fandriatana, fandrotehana.
tohiny
Fandrovitra: (rovitra) a.: Fomba entina mandrovitra. ~ p. t.: Azo rovitina: Tsy mba fandrovitra ny taratasy toy itony.…tohiny
Fandrozana: (rozana) a.: Fomba entina mandrozana na mampitarozaka ady na adihevitra.
tohiny