Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitselaka: (tselaka)a.: Fomban' ny zavatra mitselaka, izany hoe mirehitra tampoka sy vetivety, mitselatra, martjelanjelatra.…tohiny
Fitselarana: (tselatra) a,: Firehetana tampoka ary vetivety, fitselah,na. ? Firehetana hamgana: Ny fitselaran'ny…tohiny
Fitselatra: (tselatra) a.: Toetran'ny zavatra mitselatra na manjelanjelatra tampoka sy vetivety: Mahatsiravina ny…tohiny
Fitselehana: (tselika) a.: Fandehanana haingana, fanaovanjavatra haingana: Ny fitselehany no itiavako io irakiraka…tohiny
Fitselika: (tselika) a.: Fomba entina mitselika, izany hoe manao zavatra haingana amim-pahamailahana, na mangalatra…tohiny
Fitsembohana: (tsemboka) a.: Fisasarana, fisahiranana mafy dia mafy: Aiza ka dia ho uery maina ny fitsembohako tamin'ny…tohiny
Fitsemboka: (tsemboka) a.; Toetran'ny olona mitsemboka. tohiny
Fitsena: (tsena) a.: Fomba entina mitsena, izany hoe mandeha mba handray olona tonga avy lavitra. tohiny
Fitsenana: (tsena) a.: Fandehanana mba handray olona tonga avy lavitra. tohiny
Fitsentsefana: (tsentsitra) a.: Fitrohana ranon-javatra amin'ny vava, fitrohana ny ao anaty zavatra: Ny fitsentsefan'ny…tohiny
Fitsentsitra: (tsentsitra) a.: Fomba entina mitsentsitra, izany hoe mitroka ranon-javatra amin'ny vava. ~ p.t.: Azo…tohiny
Fitserana: (tsetra) a,: Falahelovana,fahonena,fang orahana: Olona manam-pitserana ny mahantra ?y. tohiny
Fitsetahana: (tsetaka) a.: Fiadiana tsara, fifanentanana: Ny fitsetahan'ny peratra amin'ny rantsantananao no omantarana…tohiny
Fitsetaka: (tsetaka) a.: Toetran' ny zavatra mitsetaka, izany hoe miady tsara, mifanentana tsara amin'ny... tohiny
Fitsetra: (tsetra) a,: Fomba entina mitsetra, izany hoe malahelo, onena, mangoraka olona. tohiny
Fitsetsahana: (tsetsaka) a.: Firehetana haingana: Tsy mahagaga raha trano tafo bozaka dimy no may tao anatin'ny adiny…tohiny
Fitsetsatsetsa: (tsetsatsetsa) a.: Fomban'ny afo mitsetsatsetsa, izany hoe mirefodrefotra noho izy voatondra-drano na…tohiny
Fitsetsatsetsana: (tsetsatsetsa) a.: Firefodrefotan'ny afo voatondra-drano na menaka. tohiny
Fitsetsohana: (tsetsoka) a.: Fahabasiam-bava, fanaovana teny tsy misy kitotony, fitsaontsaonam-bava, fipentsompentsonam-bava.…tohiny
Fitsetsoka: (tsetsoka) a.: Fomban 'ny olona mitsetsoka, fomba enti-mitsetsoka, izany hoe manao teny tsy misy kitotony,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8912