Litera f
Firetsika: Firetsidretsika (retsika) a.: Toetran'ny zavatra miretsika, na miretsidretsika, izany hoe mihahohaho,…tohiny
Firezareza: (rezareza) a.: Fomba na toetran'ny olona mirezareza, izany hoe mandeha miadana misonanina manketsy mankeroa.…tohiny
Firezarezana: (rezareza) a.:Fandehanana miadana misonanina manketsy mankeroa.
tohiny
Firezatana: (rezatra) a.: Fitezerana, fitenenana an-katezerana.
tohiny
Firiadriatana: (riadriatra) a.: Fanaovan-javatra amin-katezerana arahhn-pihetsika mitrevatreva tsy misy fitsitsiana…tohiny
Firiadriatra: (riadriatra) a.: Fomban'ny olona miriadriatra, izany hoe manao zavatra amim-p itrevatrevana.
tohiny
Firiaria: (riaria) a.: Fomban'ny biby na olona miriaria, izany hoe mikarenjirenjy ets? sy erg amin-kafaliana.…tohiny
Firiariavana: (riaria) a.: Fikarenjirenjena, fandehandehanana etsg sy erg amin-kafaliana.
tohiny
Firiatra: (riatra) a.: Toetran'ny zavatra miriatra, izany hoe mandositra, na mipoaka tampoka: Ny firiatran'ny…tohiny
Firibariba: (ribariba) a.: Toetran'ny kibo miribariba, irany hoe mirotadrotaka, mirazorazo.
tohiny
Firidana: (ridana) a.: Fomban' ny biby na ny olona miridana, na mandositra betsaka indray miaraka.
tohiny
Firidanana: (ridana) a.: Filefana, fandosirana betsaka indray miaraka.
tohiny
Firidiridiana: (ridiridy) a.: Fihenjanana tsy mety miketraka; fihinjirana, fihiniihiniiana, fiziriziriana.
tohiny
Firidiridy: (ridiridy) a.: Fomban'ny zavatra na olona miridiridy, na mihenjana, mihinjitra, mihiniihinjy.
tohiny
Firifatana: (rifatra) a.: Fandosirana.
tohiny
Firifirina: (firifiry) p.t.: Mangatsiaka, manaikitra izaitsizy (hatsiaka).
tohiny