Litera f
Fikakakaka: (kakakaka) a.: Fomba entina mikakakaka, izany hoe mihomehy lava mitapatapaka sy mafy heno lavitra. tohiny
Fikakakakana: (kakakaka) a.: Fihomehezana lava mitapatapaka sy mafy, heno lavitra.
tohiny
Fikakana: (kaka) a.: Fisiana ka-ka; na fanasiana kaka. ? Fanaovana izay tsy hahafahan' ny mpianatra adinina. tohiny
Fikaliana: (kaly) a.: Fanaovanjavatra am-pitandremana fatratra mba hahatonga azy ho lavorary, tsy misy hokianina.…tohiny
Fikalitana: (kalita) a.: Fampihomehezana amin'ny fanaovana hatsikana, vazivazy,
tohiny
Fikaly: (kaly) a.: Fomba entina mikaly, izany hoe manao zavatra amim-pitandremana fatratra. ~ p.t.: Azo kalina,…tohiny
Fikamaosiana: (kamaosy) a.: Harerahana fatratra, fahantrana velona.
tohiny
Fikambanana: (kambanana) a.: Fiarahana maro, fitambarana: Ny fikambanana no hery. ? Antokon'olona vitsivitsy na maro…tohiny
Fikambotiana: (kamboty) a.: Fanaovana izay azo atao, izay tratry ny aina.
tohiny