Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Famandravandra: (vandrauandra) a. : Fomba entina mamandravandra na mampivandravandra ny maso. tohiny
Famandravandrana: (uandrauandra) a. : Fijerena amin' ny maso feno fandrahonana sy fahatezerana. tohiny
Famandrihana: (fandrika) a. : Fakana amin'ny alalan'ny fandrika : Mora ny famandrihana ny lambo fa anoovano longoa…tohiny
Famandrotana: (fandrotra) a. : Famatorana singory. tohiny
Famangiana: (uangy) a. : Fitsidihana / fitsapana alahelo, fanaladiana. ? Vola entina mamangy : Ohatrinona ny famangiana…tohiny
Famangitana: (fangitra) a. : Famaritana. tohiny
Famangitra: (fangitra) a.: Fomba entina mamangitra, mamaritra; famaritra. * Ohab. : Be famangitra toa rambon'osy…tohiny
Famango: (vango) a. : Fomba entina mamango, izany hoe mamely, mikapoka, na manesokesoka, mandrapadrapaka, na…tohiny
Famangoana: (vango) a. : Famelezana, fikapohana / fanesokesohana, fandrapadrapahana, tohiny
Famangohana: (fangoka) a : Famandrihana, fanolikolena. tohiny
Famangotana: (fangotra) a. : Famadidirana, fanorongoronana. tohiny
Famangy: (vangy) a : Fomba entina mamangy. ? p, t.: Azo vangiana, tokony hovangiana. tohiny
Famaniana: (amany) a. : Ny organa ahafahana mamoaka ny fivalanandrano. ? Toerana fibalanan-drano. tohiny
Famankona: (oankona) a, : Fomba entina mamankona. ? p, t.: Azo vankonina. tohiny
Famankonana: (uankona) a. : Fanadiovana (ny hazo) ho tonga malamalama tsara amin'ny alalan'ny vankona. tohiny
Famantana: (vantana) a.:Fomba na toetran'ny zavatra mamantana na manitsy avy hatrany. tohiny
Famantanana: (avantana) a. : Fandehanana mahitsy mankany... fanitsiana, fahatongavana tsy mivilivily ( fandehanana…tohiny
Famantarana: (fantatra) a.:Fanambarana : Azo lazaina fa famantarana ny afo ny setroka. ? Marika : Samy manisy famantarana…tohiny
Famantaranandro: a. : Milina vita fomba ahalalana ny ora, ny minitra ary ny segondra amin'ny alalan'ny sahazanY roa (sahazabe…tohiny
Famantaranandronakoho: a. : Tsilalaon'ankizy miendrika famantaranandro nefa tsy mandeha. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0134