Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Firohanana: (rohana) a.: Fidaondaonana any lavitra; fandehanana miara-be. Ahitsio
Firohizana: (rohy) a.: Toetran' izay mifatotra. Ahitsio
Firohotra: (rohotra) ci.: Fiaraha-mandeha maro be, mizotra miara-be: Ny firohotry ny uahoaka nijery ireo ftarakodia nifandona. Ahitsio
Firohy: (rohy) a.: Toetran'ny biby na zavatra mirohy, mifatotra. Ahitsio
Firokiana: (roky) Tsy fitenenana mahitsy, tsy fanononana tsara. Ahitsio
Firokoroko: (rokoroko) a.: Toetran'ny zavatra mirokoroko, maraorao. Ahitsio
Firoky: (roky) a.: Fomban'ny olona miroky, izany boe tsy miteny mahitsy: Ny firokin' ny tambaniuohitra any amin' ny faritany sasantsasany. Ahitsio
Firombahana: (rombaka) a.: Fakana an-keriny. Ahitsio
Firombaka: (rombaka) a.: Fomba entina maka an-keriny. Ahitsio
Firombaka: (rombaka) ci.: Farango marani-doha ampiasain'ny olona fakana amalona. Ahitsio
Firomborombo: (romborombo) a.: Fomba na toetran' ny zavatra miromborombo, izany hoe misomaradimbana na dembademba be ihany ny sisiny. Ahitsio
Firomboromboana: (romborombo) a.: Ny fisomaradimban'ny sisin-javatra. Ahitsio
Firombotana: (rombotra) a.: Faharovitana, faharombinana. Ahitsio
Firomodromotana: (romodromotra) ci.: Firintonana aminkatezerana. Ahitsio
Firomodromotra: (romodromotra) a.: Toetran'ny olona miromodromotra, na mirintona amin-katezerana. Ahitsio
Firomoromo: (romoromo) a.: Fomba na toetran'ny zavatra miromoromo; na misy ramborambony mitarozadrozaka. Ahitsio
Firomoromoana: (romoromo) a.: Ny fitarozadrozahana. Ahitsio
Firona:(rona) a.: Fomban'ny olona na zavatra mirona, izany hoe miraika na mihilana. Ahitsio
Fironahana: (ronaka) ci.: Toetran'ny olona tia fatratra, matimatim-pitia. Ahitsio
Fironaka: (ronaka) a.: Toetran' ny olona mironaka, tia fatraira. Ahitsio