Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Firamaramana: (ramarama) a.: Fahatongavana misosososo; fihaingoana fatratra. Ahitsio
Firamatana: (ramatra) a.: Fihaingoana fatratra. Ahitsio
Firamatra: (ramatra) a.: Fomba entina miramatra, mihaingo aoka izany. Ahitsio
Firambana: a.: Karazan-lavamaniry any anaty rano. Ahitsio
Firambo: (rambo) a.: Toetran' ny zavatra mirambo, ilay rambo. Ahitsio
Firamboana: (rambo) a.: Fisiana rambo na tovana mirefarefa amin'ny lamba fitafiana. Ahitsio
Firambotra: a.: Vy na hazo atsatoka amin'ny tany hanenlana sy hitana lay. Ahitsio
Firamondramona: (ramondramona) a.: Fomba entina miramondramona, mitsako eo am-pingonongononana. Ahitsio
Firamondramonana: (ramondramona) a.: Fitsakoana eo am-pingonongononana. Ahitsio
Firana: ft, niavian'ny Mafirana: Tsara bika, mitsoroaka. Ahitsio
Firana: (f itra) mt. ih. (firo):Fafana, esorina amin'ny vorodamba, taratasy.., ny diky: Firo io zozo / Tokony hofirana ity loto ity', Ahitsio
Firandrana: (mndrana) a,: Fomba entina mirandrana. Ahitsio
Firandranana: (randrana) a.: Fanarahana ny fomban-drandrana. Ahitsio
Firanga: (ranga) a.: Toetran' ny zavatra (sofina, maso...) miranga, izany hoe mitsangana noho ny fahatairana. Ahitsio
Firangana: (ranga) a.: Fitsanganana (sofina, maso...) noho ny fahatairana. Ahitsio
Firangitana: (rangitra) a.: Ny mason'ny zava-maranitra mitsilotsilo. Ahitsio
Firangitra: (rangitra) a.: Toetran'ny zavatra mirangitra, mitsilotsilo. Ahitsio
Firangorango: (rangorango) a.: Toetran'ny olona lava mahia; fomba entina mirangorango. Ahitsio
Firangorangoana: (rangorango) a.: Fihinanana tsy miatoato amim-pahalianana tanteraka. Ahitsio
Firanirany: (ranirany) a.: Toetran'ny zavatra miranirany. Ahitsio