Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fipizana: (Py) a.: Fikimpikimpian'ny maso. Ahitsio
Fipoahana: (poaka) a.: Famoahana feo mafy tampoka mirefotra: Nanaitra ahy ny fipoahan'ny basinao. ~ Fahavakisana miparitaka tampoka, Tonga hatrany amin'ny 30 m ny fipoahan'ny uato, ~ Fiposahan'ny masoandxo (na amin'ny maraina na rehefa avy nandalo tao anaty rahona): Andraso ny fipoahan'ny masoandro indray raha ta haka sary ianao. e Fisehoan-javatra tampoka: Tsy aisy tsy taitra tamin'ny fipoahan'ny ady farany iny. ? Fisiana mibontsina miseho, fiempahana: Ny fipoahan'ny hoditra may. Ahitsio
Fipoaka: (poaka) a.: Toetran' ny zavatra mipoaka. Ahitsio
Fipohana: (poka) a.: Fidonana, figonana, fikatrohana. Ahitsio
Fipoirana: (POitra) a.: Fisehoana avy ao anaty zavatra; fiposahana; fisehoana tampoka. Ahitsio
Fipoitra: (poitra) a.: Fomba entina mipoitra, toetran'ny zavatra mipoitra, izar.y hoe miseho avy ao anaty zavatra, miseho tampoka. Ahitsio
Fipoka: (poka) a.: Fomban'ny zavatra mipoka, na midona, migona, mikatroka. Ahitsio
Fipolahana: (polaka) a.: Fiforetana, fifolahana. Ahitsio
Fipolaka: (polaka) a.: Fomban' ny zavatra mipolaka, na miforitra, mifolaka. Ahitsio
Fipololorana: (pololotra) o.: Fisavoanan'ny vovoka na setroka misesika hivoaka. Ahitsio
Fipololotra: (pololotra) a.: Toetran'ny zavatra mipololotra, izany hoe misavoana misesika hivoaka: Ny fipololotran' ny setroka. Ahitsio
Fipongarana: (pongatra) a.: Fisehoana avy ao anaty,..: Ny fipongaran'ny uoa mitrimoka au), ao anaty tany. Ahitsio
Fipongatra: (pongatra) a.: Fomba entina miseho, toetran' ny zavatra miseho avy ao anaty... Ahitsio
Fiporaretana: a.: Fanaintainana noho ny mandalo. Ahitsio
Fiporetahana: (poretaka) a.: Fietrena, fipetrahana mivareraka amin'ny tany. Ahitsio
Fiporetaka: (poretaka) a.: Fomba entina miporetaka, izany hoe mipetraka mivareraka amin'ny tany, mietry. Ahitsio
Fiporetehana: (poretika) a.: Fifangaroana, fisafotofotoana, fiparitahana. Ahitsio
Fiporetika: (poretika) a.: Toetran'ny zavatra miporetika, izany hoe mifangaro, misefotofoto, miparitaka. Ahitsio
Fiporetra: Fiporedretra (POretra) a.: Ny loton'ny fahantrana fadiranovana. Ahitsio
Fiporetsika: (poretaika) a.: Toetran'ny zavatra be fotaka. Ahitsio