Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fipetaka: (petaka) a.: Toetran' ny zavatra mipetaka aminjavatra hafa. Ahitsio
Fipetrahana: mibahan-toerana noho ny hatezerana. Ahitsio
Fipetrahana: (petraka) a,: Fitombenana: Mahavo azy ny fiPetrahan'ny alika noho ny fitsanganany. ~ Fitoerana: Aiza ny fipetrahan'ny sira ato an-dakozia? 1 Fonenana: Any ambaniuohitra no fipetrahanay raha uakansy. Ahitsio
Fipetraka: (petraka) a.: Fomban'ny olona mipetraka. Ahitsio
Fipiahana: (piaka) a.: Fahatapahan-javatra. Ahitsio
Fipiaka: (piaka) a.: Fomban'ny zavatra mipiaka, tapaka. Ahitsio
Fipihana: (pihana) o.: Fipitihana; fialana; fandosirana. Ahitsio
Fipika: (pika) a.: Toetra na fomban'ny zavatra mipika, mipitika na miala. Ahitsio
Fipiriritana: (piriritra) a.: Fifantsitsirana; fivalanana betsaka sady mifantsitsitra. Ahitsio
Fipiriritra: (piriritra) a.: Fomba entina mipiriritra, na toetran'ny olona mipiriritra, izany hoe mifantsitsitra, na mivalana betsaka sady mifantsitsitra. Ahitsio
Fipiritihana: (paritaka) a.: Fipitihan'ny fotaka amin'ny zavatra iray, Ahitsio
Fipiritika: (paritaka) a.: Toetran'ny zavatra mipiritika, izany hoe mipitika amin'ny.. Ahitsio
Fipisopiso: (Piao) a.: Fomba entina mipisopiso, na miantso ny saka amin'ny teny hoe "pisopiso", Ahitsio
Fipisopisoana: (piso) a.: Fiantsoana ny salas amin'ny teny hoe "pisopiso", Ahitsio
Fipitihana: (pitika) a.: Fiendahana na fialana avy amin' ny zavatra iray; fialana tampoka dia mitsambikina. Ahitsio
Fipitika: (pitika) a.: Toetran' ny zavatra mipitika, izany hoe miendaka na miala avy amin'ny zavatra iraY, miala tampoka dia mitsambikina, Ahitsio
Fipitrapitra: (pitrapitra) a.: Fomban'ny maso mipitrapitra, izany hoe miiery amin' ny maso mampalahelohelo na mangaihay: Omeo azy re iny mofomamy iny fa efa dia tsy anerany loatra ny fipitrapitran'ny masony. Ahitsio
Fipitrapitrana: (pitrapitra) a.: Fijerena amin'ny maso manrpalahelohelo fa mangaihay. Ahitsio
Fipitripitrihana: (pitripitrika) a,: Fipoapoahana, firefodrefotan'ny menaka rotsahana zavatra endasina, Ahitsio
Fipitsohana: (pitsoka) o.: Toetran'ny taolana folaka, mioritra; fahatapahana; fahasimbana. Ahitsio