Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fipelapelaka: (pelaka) a.: Toetran'ny zavatra mipelapelaka, izany hoe mivelatra manify sady talesaka. Ahitsio
Fipelatra: (pelatra) a.: Taratra mihelatra: Ny fipelatry ny jiron'ny fiarakodia. Ahitsio
Fipelipelehana: (pelika) a,: Fihetsiketsehana, fikofokofohana. Ahitsio
Fipelipelika: (pelika) a.: Fihetsiketsika, fikofokofoka. Ahitsio
Fipempena: (pempena) a.: Fivezivezy,fipapapapa. Ahitsio
Fipempenana: (pempena) a.: Fivezivezena etsy sy eroa no-ho ny fahatairana, fitotototoana, fipapapapana. Ahitsio
Fipendenana: (pendina) a.: Habasiam-bava. Ahitsio
Fipendina: (pendina) a.: Toetran'ny olona basivava. Ahitsio
Fipendrampendrana: (pendra-na) a,: Hazavana toa mifandimbidimby maty sy velona toy ny an'ny kintana jerena amin'ny alma; toetran'ny maso mipipy. Ahitsio
Fipenimpenenana: (penimpenina) a.: Fahasahiranan-kevitra mahatonga hivezika atsy hivezika aroa. Ahitsio
Fipenimpenina:(penimpenina) a.: Fomban'ny olona mipenimpenina, izany hoe sahiran-kevitra mahatonga hivezika atsy hivezika aroa. Ahitsio
Fipentenana: (pentina) a.: Fisiana pentina. Ahitsio
Fipentina: (pentina) a.: Toetran'ny zavatra misy pentina. Ahitsio
Fipentsompentsona: (pentsona) a,: Toetran'ny olonamipentsompentsona, fomba entina mipentsompentsona, fitsaontsaona, fitaria: Tsisy tsy gaga amin'ny fipentsompentson-dRauehivauy iny. Ahitsio
Fipentsompentsonana: (pentsona) a.: Fitariavana, fahabasiam-bava. Ahitsio
Fipepo: (pepo) a.: Toetran'ny zavatra mipepo, izany hoe misy lampons; Tsy dia lehibe loatra akory ny fipepon' ny fiarakodianao. e Toetran' ny olona mipepo, izany hoe matahotra ka mikemo, mitakemotra. Ahitsio
Fipepoana: (pepo) a.: Fisiana lempona. ! Fihemorana, fikemoana, fitakemorana, fitambotsorana: Ny tsy fipepoako no asahiako mijoro etc). Ahitsio
Fiperatana: (peratra) a.: Fitondrana peratra. Ahitsio
Fiperatra: (peratra) a.: Fomba entina mitondra peratra. Ahitsio
Fipetahana: (petaka) a.: Fixaiketana amin-javatra. Ahitsio