Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fiolonolona: (olonolona) a.: Fomba entina miolonolona, na fomban'ny olona miolonolona, izany hoe mihatakataka tsy te hiaraka amin'ny sasany. Ahitsio
Fiolonolonana: (olonolona) a.: Fihatakatahana tsy te hiaraka amin'ny sasany; fitokantokanana, fihafahafana. Ahitsio
Fiomana: (omana) a.: Fomba entina miomana, na mivonona mialoha amin'ny fanaovana ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana na tsy ho voatampoka. Ahitsio
Fiomanana: (omana) a.: Fanaovana ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin'izay atao na tsY ho voatampoka raha misy zavamitranga. Ahitsio
Fiombiana: (omby) a,: Fanaovan'ny landy ny tranony, fiakaran'ny landy eny amin' ny bozaka hanao ny tranony. Ahitsio
Fiombona: (ombona) a.: Fomba entina miombona, na miara-manana. Ahitsio
Fiombonana: (ombona) a.: Fiarahana manao, fiarahana mamans. Ahitsio
Fiombotana: (ombotra) a.: Fiongorana. Ahitsio
Fiombotra: (ombotra) a.: Fomba na toetran'ny zavatra miombotra, miongotra. Ahitsio
Fiomby: (omby) a.: Fomban' ny landy miombY, izany hoe manao ny tranony eny ambony bozaka na hazo. Ahitsio
Fiompana: (ompana) a.: Fomba na toetran'ny zavatra miompana, miraikitra, mipetaka. Ahitsio
Fiompanana: (ompana) a.: Firaiketana, fipetahana. • Fiankinana, fifotorana. Ahitsio
Fiompiana: (ompy) a.: Famelomana sy fiahiana ary fikarakarana biby: Fambolena sy fiompiana no fuelomany. Ahitsio
Fiompy: (ompy) a.: Fomba entina miompy, izany hoe mamelona sy miahy ary mikarakara biby. 1 p. t.: Ompiana matetika: Biby fiompy. Ahitsio
Fiondana: (ondana) a.: Fomba entina miondana, manankina ny loba amin'ny ondana. Ahitsio
Fiondanana: (ondana) a.: Fiankinan'ny loha amin'ny ondana. Ahitsio
Fiondrana: (ondrana) a.: Fomba entina miondrana, miditra amin'ny lakana na sambo mba handeha hiampita. Ahitsio
Fiondranana: (ondrana) a.: Fidirana amin'ny lakana na ny sambo mba handeha hiampita. Ahitsio
Fiondrehana: (ondrika) a.: Fileferan'ny loba; fanaranampo (amin'ny alahelo). Ahitsio
Fiondrika: (ondrika) a.: Fomba entina miondrika, na mampilefitra ny loha. Ahitsio