Fiodina | : | (odina) a.: Fomba entina miodina, fomban'ny olona miodina na mikomy.
Ahitsio |
Fiodinana | : | (odina) a.: Fikomiana, tsy fanekena ny fahefana.
Ahitsio |
Fiofanana | : | (ofana) a: Fiomanana, amin'ny alalan'ny fianarana, hanao asa na handraY raharaha (na raharaha vaovao na raharaha efa misy ny te-na) mba hahavitana azy tsaratsara kokoa.
Ahitsio |
Fiofiana | : | (ofy) a.: Fanalana hoditra voankazo, hoditra vodin-javarnaniry, famoasana, fanalana kirany.
Ahitsio |
Fiofo | : | (ofo) a.: Toetra na fomban'ny zavatra miofo, izany hoe miova volo na loko, na miova hoditra amam-bika.
Ahitsio |
Fiofoana | : | (ofo) a,: Fiovanavolo, loko: Tcy tiako ny fiofoan'ity lamba it4. • Fiovana hoditra amam-bika: Ny fiofoan'ny samoina ho lolo.
Ahitsio |
Fiofy | : | (ofy) a.: Fomba entina miofy, izany hoe manala hoditra voankazo, manala kirany.
Ahitsio |
Fiohafana | : | (ohaka) a.: Fiendahana, fialana, fihintsanana.
Ahitsio |
Fiohaka | : | (ohaka) a.: Toetran' ny zavatra miohaka, izany hoe miendaka.
Ahitsio |
Fiohina | : | (fioka) mt.ih. (fiohy): Kapohina mirivorivo.
Ahitsio |
Fiohina | : | (fioka) p.t.: Enti-milaza zavatra na olona lalovan' ny fofon'ain'ny omby mandalo mifofofofo.
Ahitsio |
Fioirana | : | (oitra) a.: Fiezahana mafy mba hipoitra fa tsy hanaiky ny hotsindriana lava, fitrakana.
Ahitsio |
Fioitra | : | (oitra) a.: Fomban'ny zavatra na olona mioitra,izany hoe mipoitra na miainga, raha zavatra, ary miezaka hijoro amin'ny maha-izy azy, raha olona.
Ahitsio |
Fioka | : | a.: Feon'ny rivotra lalovan-javatra mihelatra sy mandalo mafy; feo miteraka sioka avy amin'ny fikivilivilin'ny zavatra miriotra mafy; feo mifofofofo toy ny fanaon'ny omby hanoto vonon-kamely. - t.i.f, : Fiohina, afioka, voafioka ( mamioka, famioka, mpamioka / amiohana, famiohana / mifioka, fifioka / ifiohana, fifiohana / mahafioka.
Ahitsio |
Fiokirana | : | (okitra) a.: Fiezahana mafy, fikelezana aina, filofosana.
Ahitsio |
Fiokitra | : | (okitra) a.: Fomba entina miokitra, izany hoe miezaka mafy, mikely aina.
Ahitsio |
Fioko | : | (oko) a.: Fomba entina mioko, na miara-mitetika hikomy.
Ahitsio |
Fiokoana | : | (oko) a.: Firaisankevitra hanao teti-dratsy, fitetehana hanao fikomiana.
Ahitsio |
Fiolehana | : | (olika) a.: Fiviliana, fihodinana.
Ahitsio |
Fiolika | : | (olika) a.: Toetran'ny zavatra miolika, mivily: Ny fioliky ny renirano.
Ahitsio |