Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Filiotra: (fr. flote) a.: Sodina vahiny vita amin'ny karazana fantsona kely nasiana loadoaka enina amin'ny vatany. Ahitsio
Filiro: (fr, feuillure) a.: Haingon-kazo vita sokitra. Ahitsio
Filitalita: (litalita) a.: Fomba fandeha mikonesanesa. Ahitsio
Filitalitana: (litalita) a.: Fandehanana mikonesanesa, mixe-tarets. Ahitsio
Filitihana: (litika) a.: Fahamaimaizana aoka izany, fislsihana ho tia. Ahitsio
Filitika: (litika) a.: Fomba na toetran'ny olona militika, na maimay aoka izany, misisika ho tia. Ahitsio
Filitra: (fr. filtre) a.: Lamba makarakara na fitaovana madini-maso anatantavanana rano, ka ny loto sy fasika amana vongan-javatra mihantona fa ny rano no milatsaka. Ahitsio
Filo: a.: Fanjaitra. * F,-p.: Filo virotra: hazo misy fantsika maranitra miranirany natao hampijaliana ny olo-meloka fahizay. J Tsy filo tsy fihatsaka: mahantra tay manana na inona na inona. Ahitsio
Filo: a.: Ny benitra eo andohan'ny basy izay ajoro ka a-tao mifanapaka ho fanamarihana fa tsy azo aleha ny toerana itsanganan'izany. * Mamaky filo: manao an-ditra mamaky ny toerana misy filo. / Mivaha na misokatra ny filo: azo aleha ilay toerana misy filo. Ahitsio
Filoarana: (loatra) a.: Fivoahana betsaka avy ao anaty zavatra toa litham aty. Ahitsio
Filoatra: (loatra) a.: Fomba na toetran'ny zavatra miloatra, na mivoaka avy ao anaty zavatra mazàna lalina aty. Ahitsio
Filobona: (lobona) a.: Toetran' ny zavamaniry milobona, na mirobona. Ahitsio
Filodilodiana: (lodilody) a.: Fahakaodikaodiana mandositra olona, fahamenamenarana mifanerasera amin'ny ma-ro. Ahitsio
Filodilody: (lodilody) a.: Toetran'ny olona milodilody, na kaodikaody mandositra oie-na. Ahitsio
Filodirana: (loditra) a.: Fahavontosana, hafenoana: Maharikoriko ny filodiran'ny akanjon'ity zozo tt? tseroka. Ahitsio
Filofika: (bofika) a.: Fiondrika, filefitra. Ahitsio
Filofo: (lofo) a.: Toetra na isan'ny omby novonoina (raha misy maty). Ahitsio
Filofo: (lofo) a.: Fomba entina milofo, na mikezaka, mikely aina. Ahitsio
Filofosana: (lofo) a,: Fampiasana ny hery rehetra amin'izay zavatra atao, fikelezana aina: Ny filofosany tamin'ny fianarana no nahombiazany, Ahitsio
Filofosana: (lofo) a.: Voninahitra nomena ny maty tamin'ireo omby novonoina. Ahitsio