Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fikodiavana: (kodia) a.: Fianjerana mivadibadika, mikodingidingy; fandehanana mivarimbarina; fivarinana. Ahitsio
Fikodingiana: (kodingy, kodingo) a,: Fianjerana, fidabohana arahina fikodiadiavana, fivadibadihana ambony ambany eo am-pandehanana. Ahitsio
Fikodingy: (kodingy, kodingo) a.: Fomban'ny zavatra mikodingy, na mikodia avy amin'ny toerana ambony. Ahitsio
Fikododohana: (kododoka) a,: Hamaikana, hadodonana, hamaimaizana. Ahitsio
Fikododoka: (kododoka) a.: Fahamafmay, firiotra, fimaona. Ahitsio
Fikofo: (kofo) a.: Fomba entina mikofo, na mivofy, Ahitsio
Fikofoana: (kofo) a.: Fivoasana (voanjo,,.). Ahitsio
Fikofohana: (kofoka) a,: Fihetsehana tsy mahapetraka amin'ny misy ny tena, fihetsehana manao izay hialana, filretsehana miasa tena. Ahitsio
Fikofoka: (ko foka) a.: Fomban' ny olona na biby mikofoka, na mihetsika tsy mahapetraka amin'ny misy ny tena. Ahitsio
Fikohafana: (kohaka) a.: Famoahana feo mafy sY tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra noho ny aretin' ny havokavoka na fahamaimain'ny tenda na ny lalandrivotra, Ahitsio
Fikohaka: (kohaka) a,: Fomba entina mikohaka. Ahitsio
Fikohokoho: (kohokoho) a.: Fomba entina mikohokoho, na miantso ny akoho. Ahitsio
Fikohokoho: a.: Feon'ny akohovavy miantso ny akohokely zanany. Ahitsio
Fikohokohoana: (kohokoho) a.: Fiantsoana ny akoho. Ahitsio
Fikohona: (kohona) a,: Fomba entina mikohona, na mimonomonona, mimoimoy. Ahitsio
Fikohonana: (kohona) ci.: Fi-m on om on onana, fimoim oiz ana, fingonongononana. Ahitsio
Fikoinkoina: (koinkoina) a.: Fomba entina mikoinkoina, na mitaraina, miferinaina amin'ny tsy rariny na ny fampahoriana mihatra. Ahitsio
Fikoinkoinana: (koinkoina) a.: Fitarainana, ferinaina amin' ny tsy rariny na ny fampahoriana mihatra; fikafarana; fimoimoizana. Ahitsio
Fikoizana: (koy) a.: Fanaikena fa resy; fiaikena ny fahaizana na ny fahatanjahan'ny olona iray. Ahitsio
Fikojakoja: (kola, kojakoja) a.: Fomba entina mikojakoja, izany hoe mikarakara, mitandrina fatratra. Ahitsio